You are here

Vaovao

Ireo namana mpilalao baolina eto Roma di manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka hiara-hisakafo sy hilanonana amin'izy ireo ny alahady 15 Aprily 2012 ho avy izao, manomboka amin'ny 12 ora atoandro , izay hatao ao amin'ny Masoivohon'i Madagasikara, Via Riccardo Zandonai, 84/A. Izao no atao dia mba... tohiny
Ny komitin'ny Fiombonan'ny Fiangonana katolika sy protestanta miaraka eto Roma dia manasa ny Malagasy rehetra hiaraka hahatsiaro ny 29 martsa 1947 amin'ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana hiarahana manolotra ny alahady 1 aprily 2012 ho avy izao, ao amin'ny fiangonana valdezy, via VI Novembre 107 ,... tohiny

Dia am-pifaliana hatrany koa ny hampandrenesana sy hanentanana ny rehetra hiaraka hitsangatsangana ny alatsinain'ny Paka, toy ny efa nataontsika tany Montecassino tamin'ny taona lasa. Ho eny Camigliano indray isika amin'ity, tànana kely misy ny Santuario di Leporano (Caserta), tsy lavitra avy eo... tohiny

ny Masoivohompirenen'i Madagasikara eto Roma dia faly mampahafantatra fa tonga ary efa azo alaina ireo pasipaoro vaovao na nohavaozina tamin'ny volana janoary teo iny, ka toa izao ny fandaminana : - ny sabotsy 24 MARTSA , ny alahady 25 MARTSA ary ny alakamisy 5 APRILY ihany andro hakana azy - TSY... tohiny

Tamim-pahatairana tokoa no nandraisana ny vaovao nalefan'ny namana avy tany an-tanindrazana ny sabotsy maraina teo fa nody any amin'ny mandrakizay i Philibert, na haintsika rehetra amin'ny solon'anarana hoe Bébert, izay efa niandraikitra ela ihany ny asa maha-mpamily azy tao amin'ny... tohiny

Misy fanasàna ho an'ny Malagasy rehetra hanatrika ny hetsika karakarain'ny fikambanana Gialuma onlus ka anasana antsika rehetra. Evento realizato da Gialuma onlus in collaborazione con la Città di Ariccia e l’Associazione dei Ragazzi di Strada di Fort Dauphin GialuMAD Palazzo Chigi Ariccia Piazza... tohiny

Ny Komitin' ny FFKM eto Roma dia faly mampandre antsika malagasy rehetra fa ny " FIFAMPIARABANA " izay fanaontsika isan-taona dia hotanterahina ny ALAHADY 22 JANOARY hoavy izao. Ny toerana dia: " VIA TORRE ROSSA N° 40 - 00165 Roma ". Ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana dia hanomboka amin'ny 11 ora... tohiny

Ny mpiandraikitra ao amin'ny Masoivohom-pirenena malagasy eto Roma dia mampilaza fa amin'ny ALAHADY 8 JANOARY sy ALATSINAINY 9 JANOARY 2012 ho avy izao dia andro natokana hanamboaran'ireo teratany malagasy monina eto Italia manontolo ny pasipaoro vaovao ho an'izay mbola tsy manana izany. Eny amin'... tohiny

Am-pifaliana no hanasana anareo amin'ny korana hanaovana veloma ny taona 2011 hiarahan'ny fianakaviana rehetra sy ny havana aman-tsakaiza eto Napoli ny alin'ny sabotsy 31 desambra 2011 ka hatramin'ny alahady 1 janoary 2012 antoandro . Izany dia ho tontosaina ao amin'ny Via Fontanelle al Trivio 20... tohiny

Ny "Opera Romana Pellegrinaggi", ny "Ufficio per la Pastorale delle migrazioni del Vicariato di Roma" ary ny "Acli" dia manokana tolakandro iray ho an'ireo "Comunità straniere" eto Roma izay mba te-hahalala bebe kokoa ny tantaran'ity tanàna ity. "Roma, una casa per tutte le genti" no lohahevitra... tohiny

Ny Fikambanan’ny ZANAK'I GASIKARA eto Roma dia faly manasa antsika rehetra ny 31 desambra 2011, hiaraka hamarana ny taona 2011 sy hitsena ny Taona vaovao 2012.Izany dia hatao ao amin'ny Restaurant "RE GRANO ARTE DELLA PIZZA" ao amin’ny Via Lago Santo,23 Vitinia Roma manomboka amin'ny 9 ora alina... tohiny

Takelaka