You are here

Vaovao

Ny Kanto sy Mevan'i Madagasikara (KA.ME.MA) miaraka amin'ny Fianakaviamben'ny Trinitera ary ny Antoko mpihiran'ny Ankohonana katolika eto Roma, dia manasa anareo am-pitiavana hanatrika ny "Antsam-panahy" ataon'izy ireo ny alahady 1 jolay 2012 amin'ny 3 ora tolakandro (15h) ao amin'ny Bazilikan'i... tohiny
Ny KOMITIN'NY FFKM eto Roma dia faly mampandre sy miantso ny Malagasy rehetra, fa hotanterahina amin'ny Alahady faha 24 Jiona 2012 ho avy izao, amin'ny 11 ora sy sasany maraina ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA sy ho FISAORANA sy FANOMEZAM-BONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA ary ho FANGATAHAM-... tohiny

Ramatoa Mpiandraiki-draharaha eto anivon'i Masoivohon'i Madagasikara eto Roma sy ireo mpiara miasa aminy dia faly manasa ny Malagasy Mpiray Tanindrazana eto Italia mba hiaraka hankalaza ny faha-52 taona ny Fahaleovantenam-pirenena amin'ny Asabotsy 30 jona 2012, manomboka amin'ny fito ora hariva, ao... tohiny

Ny Fikambanana G.T.M. dia manasa ny be sy ny maro mba ho tonga hiara-hikorana amin'ny Fetim-pirenena Malagasy ny Asabotsy 30 Jiona 2012 ao Milan izay hanomboka amin'ny 4 ora tolakandro ka hatramin'ny 2 ora maraina. Iangaviana ny rehetra mba hiezaka ho tonga ara-potoana. Ny fandaharana sy ny... tohiny

Manomboka androany 29 mey 2012 no hiakatra an-kianja ny ekipa malagasy amin'ny Mundialido2012. Toa izao ny fandaharam-potoan' ny fifanintsanana hatrehan'i Madagasikara. Azonareo arahana ihany koa amin'ny : "Il meglio del Mundialido" su Babel (SKY ch 141). - 29 Mai 2012 (21:00): Madagascar - Romania... tohiny

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia manasa ny rehetra amin'ny sakafom-pianakaviana karakarain'izy ireo entiny hiatrehany ny adidy miandry azy ireo any Madagasikara, dia ny fanampiana indrindra indrindra ireo ankizy madinika amin'ny fandehanana any an-tsekoly izany. Miandry anareo ary izy ireo ao amin... tohiny

Ho an'ny Havana aman-tsakaiza rehetra! Ny Fikambanana "G.T.M. - Gasy Tsy Manavaka-" dia nasain'ny Associazione Poetica del Territorio mba handray anjara amin'ny Fihetsiketsehana ara-kolotsaina izay hatao any ARNAD (Val d'Aosta), ao amin'ny Sala Dinus Donavit Hall della Casa Bertolin, loc... tohiny

Ny " communauté protestante francophone " eto Roma dia faly mampandre sy manasa antsika rehetra fa ny bazary fanaony isan-taona dia hotanterahina ny Alahady 6 mai 2012 hoavy izao, ao amin'ny efitrano malalaky ny fiangonana " VALDESE DI PIAZZA CAVOUR ", via Dionigi 59 - 00193 Roma. Ny fotoana... tohiny

Tonga amin'ny andiany faha-21 ny Festa dei Popoli izay hankalazaina ny alahady 20 mai 2012 ho avy izao eo an-kianja malalaky ny bazilikan'i San Giovanni in Laterano toy ny mahazatra "L'ospitalità : una festa dei popoli" no lohahevitra entin'ny Festa dei Popoli 2012, hanasongadinana ny hevitry ny... tohiny

Tonga soa ny rakikira "Bois de rose" an'i Olga del Madagascar, CD audio notontosaina teto Italia, ka efa azo afarana sy vidiana manomboka amin'ny alatsinainy 30 aprily izao. Ampatsiahivina fa ny vola azo amin'ny fivarotana io rakikira io dia natao hanohanana ny tetikasa Tsiry, izay misahana... tohiny

Ireo namana mpilalao baolina eto Roma di manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka hiara-hisakafo sy hilanonana amin'izy ireo ny alahady 15 Aprily 2012 ho avy izao, manomboka amin'ny 12 ora atoandro , izay hatao ao amin'ny Masoivohon'i Madagasikara, Via Riccardo Zandonai, 84/A. Izao no atao dia mba... tohiny

Takelaka