You are here

Fetim-pirenena Malagasy ao Milan hanasan'ny GTM

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 03/06/2012 - 22:51

 

Ny Fikambanana G.T.M. dia manasa ny be sy ny maro mba ho tonga hiara-hikorana amin'ny Fetim-pirenena Malagasy ny Asabotsy 30 Jiona 2012 ao Milan izay hanomboka amin'ny 4 ora tolakandro ka hatramin'ny 2 ora maraina. Iangaviana ny rehetra mba hiezaka ho tonga ara-potoana.
Ny fandaharana sy ny antsipirian'ny lanonana dia voalaza etsy ambany.
Miandry ny fahatongavanareo maro!
Amim-pitiavana!
Ny Birao  

 

Ny fanazavana fanampiny dia azo angatahana amin'i :

Andry: 339 8820892

Saoly: 334 9002038 

Louise: 335 8382871

GTM 26 juin