Nampidirin'i superadmin ny Tue, 29/05/2012 - 16:32
Manomboka androany 29 mey 2012 no hiakatra an-kianja ny ekipa malagasy amin'ny Mundialido2012.
Toa izao ny fandaharam-potoan' ny fifanintsanana hatrehan'i Madagasikara.
Azonareo arahana ihany koa amin'ny : "Il meglio del Mundialido" su Babel (SKY ch 141).
- 29 Mai 2012 (21:00): Madagascar - Romania (campo "Atletico 2000", via Centocelle 100)
- 03 Juin 2012 (09:30): Madagascar - Rapp. Rom (Campo "Atletico 2000", via Centocelle 100)
- 10 juin 2012 (09:30): Madagascar - Perù (Campo "Atletico 2000", via Centocelle 100))
(Loharanom-baovao : Mundialido 2012)