You are here

Valle d'Aosta-Madagascar, fihaonana ara-kolotsaina.

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 02/05/2012 - 09:33

 

Cibo-danze-e-cultura

Ho an'ny Havana aman-tsakaiza rehetra!

Ny Fikambanana "G.T.M. - Gasy Tsy Manavaka-" dia nasain'ny Associazione Poetica del Territorio mba handray anjara amin'ny Fihetsiketsehana ara-kolotsaina izay hatao any ARNAD (Val d'Aosta), ao amin'ny Sala Dinus Donavit Hall della Casa Bertolin, loc. Champagnolaz n. 10, nyAlahady 13 Mai 2012 manomboka amin'ny 10.30 maraina.

Koa dia asaina ny be sy ny maro hanatrika ny Fifanakalozana ara-kolotsaina Malagasy sy Valdostani!
Raha misy te-hahafantatra bebe kokoa momba ny Fihetsiketsahana dia antsoy ny finday laharana 335 8382871 (Louise), na 338 1871806 (Lydie) na koa 334 9002038(Saoly).
Misaotra Tompoko!

Ny Biraon'ny G.T.M.

 

 

Fanoroan-dàlana :

mappa bertolin