You are here

Bazary ataon'ny fiangonana protestanta miteny frantsay eto Roma.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 01/05/2012 - 21:34

Ny " communauté protestante francophone " eto Roma dia faly mampandre sy manasa antsika rehetra fa ny bazary fanaony isan-taona dia hotanterahina ny Alahady 6 mai 2012 hoavy izao, ao amin'ny efitrano malalaky ny fiangonana
   " VALDESE DI PIAZZA CAVOUR ", via Dionigi 59 -  00193 Roma.

Ny fotoana fanombohana dia amin'ny ora: 12,30. Ny fandraisana anjara amin'ny sakafo dia 12 euros.
 
Dia misaotra antsika mialoha ary manantena ny fahatongavantsika maro ho enti-mampandroso ny asan'Andriamanitra.
 
Ny  Komity.