You are here

Vaovao

Fampatsiahivana ho an'izay tsy mbola naheno fa hisy ny fitsangatsanganana iarahan'ny Malagasy rehetra amin'ny alatsinain'ny Paka (1er avril) ho avy izao.

Ny toerana dia eny Montecassino, Parrocchia S. Pietro Apostolo, via Gaetano di Biasino 226. Jereo eto: http://goo.gl/maps/HwUBR 

Ny momba ny fiara hitatitra izay andoavana 15 euro dia efa nifarana ela ny fisoratana anarana kanefa afaka manandrana miantso an'i Rado na Carole ihany sao dia mbola misy toerana 

- Rado : 3208890508  mail : ratsimananda@yahoo.fr

- Carole : 3774669649  mail: velonoro02@yahoo.fr

Ny fotoana iaingan'ny fiarabe dia etsy amin'ny piazzale Ostiense toy ny isan-taona ihany amin'ny 8 ora maraina.

Samy  mivatsy ny sakafo, zava-pisotro ary ny kenonkenona rehetra momba izany mazava ho azy.

Misy kianja filalaovana basket, volley, foot io toerana io, azo hitonoana hena ihany koa ary misy efitrano lehibe azontsika handihizana raha tsy afaka handihy an-tokotany toy ny tamin'ny herintaona isika raha sanatria avy ny orana fa ny dj efa vonona.

Mba ampitampitao ity hafatra ity azafady ho an'izay tsy mba mandray mail, dia mirary fiomanana ara-panahy hiatrehana ny Paka hoantsika rehetra

Visualizzazione ingrandita della mappa

Tao amin'ny Fiangonana Protestanta tao amin'ny lalana IV Novembra no nankalazana ny fahatsiarovana ny olomangam-pirenena tamin'ity taona ity teto Roma. Natomboka tamin'ny fotoam-pivavahana tamin'ny 2 ora tolakandro izany. Mompera Pierre-Emile no nitarika ny fotoana ary M. Dany kosa no nizara ny tenin'Andriamanitra. Ny fanentanana hisian'ny fifankatiavana eo anivon'ny samy Malagasy sy ny fifanohanana am-bavaka ho an'izany, tsy ny aty ampitan-dranomasina ihany fa ny any an-toerana indrindra indrindra, no votoatin-kevitra nentiny tamin'izany.

Rehefa vita ny fotoam-pivavahana dia nifamotoana tao amin'ny rihana fahatelo ireo izay nanatrika nifampizara tsakitsaky sy zava-pisotro toa ny mahazatra.

Manasa antsika hanatrika ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fampirantiana mitondra ny lohahevitra "Lo spettacolo della Natura" ao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali, via Giolitti 36, ao Torino ny zoma 8 martsa amin'ny 5 ora sy sasany hariva.

Marihina fa misy Sampana manokana momba an'i Madagasikara amin'io fampirantiana maharitra io, izay nokajian'i Franco Andreone manokana.

Mifampilazà.

Torino_Franco

IMG_4186

FISAORANA
Ny Fikambanana G.T.M. dia misaotra be dia be anareo rehetra tonga nanotrona ny Fankalazana ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENIN-DRENY tao BORGOSESIA (VC) tamin'ny Asabotsy lasa teo. Nahavelom-bolo ary nampihetsi-pò tokoa ny fahatongavanareo (na ny lavitra na ny akaiky) sy ny fahavitrihana nananan'ny tsirairay ka nahatontosana ny koranam-PIHAVANANA.
Misaotra ihany koa izay rehetra nandray anjara tamin'ny fifaninanana ary mamporisika ny maro anisa hatrany hanandratra avo ny SOATOAVINA MALAGASY.
Mankasitraka Tompokolahy, mankatelina Tompokovavy!!!
Amim-pitiavana!

Ny Biraon'ny Fikambanana. 

Ny sary dia azonareo jerena ATO

_________________________________

Indro  ny lahatsoratra nahazo ny laharana voalohany tamin'ny fifaninanana

Loha-hevitra:Hazavao amin’ny fomba tsotra sady fohy nefa mazava ny fijerinao ny atao hoe FIHAVANANA eo anivon’ny Fiaraha.monina Malagasy.”

Misy fiteny manao hoe: “Havan-tiana tsy mahalavin-tany”. Inoako fa noho izany no nahatafavory antsika eto izao. Azontsika tsirairay natao ny nijanona tany an-tokantrano nisahana ireo raharaha aman’andraikitra, kanefa nohon’ ny fitandroana ny Fihavanana sy ny firaisan-kina amin’ny maha-samy Malagasy dia tonga eto isika hiara-paly sy hanamafy izany.

Ny Fihavanana dia anisan'ireo endrika mampiavaka indrindra ny zanak'i Gasikara eran-tany.

Inona tokoa moa no zava-tsoa sy harena saro-bidy azon’ny Malagasy ifampizarana amin'ity fiainana ity raha tsy ny Fihavanana?

Tsy ny iray rà aminao ihany no azo atao hoe havana fa ny mpiara-monina sy mpiara-dàlana amin’ny fiainana andavanandro izay miara-ory na miara-paly aminao!

Toy ny fambolena anefa izy io ka mila kolokoloina sy tondratondrahana mba tsy halazo na ho faty, satria mety maro dia maro ny voka-dratsy ateraky ny fandrosoana ankehitriny ka mitady hanimba ny Fihavanana.

Ny irariako dia ny tsy hanadinoantsika tsirairay hatrany fa tsara ny manan-kavana ary voninahitra lehibe ho an’ny Malagasy ny hitohizan’ny lazantsika eran-tany amin’ny fitandroam-pihavanana fa sao mantsy, sanatria, any andro hanjaka ilay fiteny hoe: “havana raha misy patsa”!

Inoako fa tadidintsika ilay hira malagasy manao hoe: “io volabenao io tsy hitondra anao ho any Mõzõlé fa ny havanao no hilanja anao...”, tsy izany ihany fa izy ireo ihany koa no hampita ny tantara sy ny soa vitanao amin’ny taranaka amam-para mandimby.

Ho famaranana dia manantena aho fa “tsy hataontsika fihavanam-bato ny antsika ka raha tapaka tsy azo atohy, fa hataontsika fihavanan-dandy, ka ny madilana tentenina ary ny mainto atohy”. Fantantsika koa fa hatramin'izay ka hatramin'izao ny ady dia mamoka-dratsy hatrany fa ny Fihavanana kosa mamoka-tsoa lalandava!!

Misaotra anareo nihaino!

Borgosesia, 23/02/2013

Brissette (Mpikambana ao amin’i G.T.M.)

tenindreny

581186_583071905054127_1793514537_n

Au bout de 5 mois ensemble, où la santé de notre Princesse Joséphine était au centre de nos journées et de nos soirées, nous voici tous incapables de nous rendre à l’évidence que notre vaillante combattante a tiré sa révérence et a pris son envol pour un monde meilleur.

Comment oublier maintenant sa jolie frimousse ; qui n’a pas craqué en voyant son sourire et sa coquinerie sur les photos et vidéos postées sur facebook. Et quelle force et quelle joie de vivre elle est, malgré ce sale crabe qui lui rongeait.

Oh combien nous avons cru en sa guérison. Grande était notre joie quand, après quelques séances de chimiothérapie, la grosse boule qui lui défigurait a disparu. Tendus nous étions quand elle passait en bloc opératoire pour l’énucléation. Profond était notre soupir de soulagement à intervention chirurgicale terminée. Et quelle joie de la revoir le soir même, de bon appétit, avalant son plat de riz. On n’aurait jamais pensé que ce bébé qui court partout dans l’hôpital venait de subir une opération.

Et pourtant, il a suffit d’une infection banale, d’un gros rhume et d’une diarrhée et son corps frêle et ses organismes désormais fragiles ne pouvaient plus la défendre. Doucement, avec des faibles gémissements, elle se laissait aller, et nous, impuissants, nous nous sommes tous accrochés à une mince espérance – et y avons cru jusqu’aut bout - qu’elle s’en sortira, une vaillante battante comme elle est.

Ainsi, elle nous a laissé avec une sensation de vide, ce lundi soir. Elle est désormais une étoile qui brillera dans le ciel, avec son merveilleux sourire, mais son départ est toujours une épine dans notre coeur. Mais elle est partie comme une abeille, elle a laissé une douceur, elle nous a laissé une belle leçon de courage, mais aussi de belle solidarité à laquelle nous avons toujours eu du mal à y croire au jour d’aujourd’hui. Elle nous a réuni pour sa cause, « fans » de tous les quatre coins du monde, sans distinction de race ni de religion. Comme disait quelqu’un sur facebook : « voaporofo fa mbola tsy very ny firaisankina, ny fitiavana ny mpiara-belona, tsy very ny tsikalakalam-pihavanana. Mbola azo atao tsara ny manome, tsy manisa, tsy mikajy, tsy miandry tambiny! »

488109_583072421720742_1126849322_n

Joséphine a fait son dernier voyage en son village natal, lundi à midi. Arrivés là bas, son papa nous a demandé de vous transmettre qu’ il vous remercie tous, pour toutes vos condoléances pour la famille et ceux qui se sont occupé d'eux. Il vous en est reconnaissant, même s'il ne vous connait pas individuellement, puisque nous sommes une famille car la petite Joséphine nous a réuni, et votre présence - vous qui étiez là et avez fait tout le possible - a allégé sa peine. 
Vous étiez comme des vrais parents de Joséphine, a-t il dit, car vous l'avez considérée comme votre propre enfant. Et même si elle est une simple fille de paysan que vous ne connaissez pas au début, elle a pu être soignée comme les enfants de riche dans un grand hôpital de la capitale et que tout a été fait pour elle. Et que le Seigneur fera descendre en vous Sa grâce dans tout ce que vous entreprenez, dans votre respective famille, dans votre pays respectif.

Et avec cette lettre donc, nous nous joignons à la famille de notre Princesse, pour vous remercier vivement pour ce marathon de solidarité.

  • à tout le monde à Fianarantsoa – simples citoyens, fonctionnaires d’administration, médecins.., qui, ayant connu le cas de Joséphine, ont pris en mains la situation en premier lieu. 
  • à tout le corps médical du service oncologie pédiatrique de l'Hôpital Ravoahangy Andrianavalona, du service ophtalmologie, du bloc opératoire et de service de réanimation, ainsi que tout le staff de chaque service respectif sans aucune exception. 
  • à la Fondation Akbaraly qui a pris en charge les dépenses médicales ( médicaments, examens et analyses de laboratoires, chimiothérapies, l'opération).
  • à tous les fans cosmopolites de la Page “Help Baby Josephine fight a cancer - Tolo-tànana ho an’i Joséphine” sur facebook. 
  • aux médias qui ont bien voulu publier l’histoire de Joséphine pour plus de sensibilisations. 
  • à toutes personnes individuelles, familles, institutions, associations, groupes d'amis ou collègues, congrégations religieuses,... vous tous, éparpillés dans les quatre coins du monde, et que de près ou de loin, avez apporté votre contribution sur tout le plan.

Tout simplement, MERCI DU FOND DU COEUR
Minosoa, Sylvia et Maminirina, Andry, Rondro, Hery

527926_583069171721067_280931370_n

Merci à la copine qui habite dans le nord d'Italie, de passage à Madagascar en ce moment et a été auprès de la famille et de l'équipe durant cette épreuve. Merci pour ce bouquet qu'elle a offert au nom de la diaspora malagasy en Italie.

Ny Fikambanana G.T.M. dia faly manasa ny Vehivavy Malagasy rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao Settimo Milanese (MI), ny Asabotsy 9 Marsa 2013, hihaonana amin'ny Mpisolovava RITA SOLARI, izay hanazava momba ny zon'ny vehivavy sy ny lalàna rehetra miaro azy.
Toy ny fanaontsika ihany: iangaviana ny rehetra samy hitondra sakafo sy zava-pisotro hiarahana aorian'ny fanazavana rehetra ilaintsika.
AOKA HO TONGA ARA-POTOANA mba hahafahantsika manararaotra ny fahazotoana sy ny fahavononan'ilay Mpisolovava hanome fanazavana feno antsika. 
  
Mandrampihaona tsy ho ela!
Ireo mpandrindra

GTM_8mars

IMG_3736

Dada Edmond Ravelomanantsoa miaraka amin'ireo zanany aman-jafiny : Edmée, Jean Hervé sy Voahangy sy ireo zanany, Rick Dieudonné sy Mireille sy ny zanany, Josette sy Brice, Mamy sy Holy sy ireo zanany, ny fianakaviana manontolo eto Roma sy aty ampitan-dranomasina ary any Madagasikara, dia niangavy anay hampita ny fisaorana feno fankatelemana aminareo rehetra tonga nanotrona, nampahery, nampionona sy niara-nizaka fahoriana tamin'izy ireo tamin'ny nahalasanan'i mama Clémentine tamin'ny zoma 1 febroary teo.

Misaotra anareo tsisy ankavanaka, hono tompoko, havana tsy naha-lavi-tany fa tonga nasesim-pitiavana lehibe, ianareo rehetra mpiara-mponina eto Roma :  ianareo Raiamandreny mpiahy ny teratany malagasy sy ianareo Zoky am-panahy, ianareo mpiara-miasa, mpiray fikambanana, mpiray fiangonana, tapaka sy namana na avy eto Roma na avy any amin'ny faritany tonga nidodododo fa tsy namela azy ireo ho irery amin'izao ora manjombona izao. Tsy nahalala hasasarana, nahafoy fotoana, nahafoy vola aman-karena tokoa hono ianareo ka sitraka enti-matory izao. 

IMG_3728Mankasitraka ihany koa, hono, anareo voatana tamin'ny asa aman-draharaha samihafa, na ianareo lavitra na ianareo akaiky naniry mafy ny hiondrika teo anoloan'ny nofo mangatsiakan'i mama Clémentine sy hanao veloma farany azy, saingy noho ny antony samihafa dia tsy mba nahaefa izany, kanefa dia naneho ny firaisamponareo tamin'ny fianakaviana tamin'ny antso sy hafatra rehetra nalefanareo. Tsy misy tsiny, hono tompoko, fa ny fitiavana nasehonareo dia nanome hery lehibe ho an'ny fianakaviana.

Misaotra indrindra, hono tompoko, fa nasandratrareo ambony tokoa ny Fihavanana Malagasy ary  nasehonareo tamin'ny rehetra vitanareo tamin'izy mianakavy izany. Tsara levenana tokoa ny maty ary tena henin-kaja sy henim-boninahitra ny velona. Raha izay Fitiavana lehibe nasehonareo izay, hono, dia tsy ho voavalin'izy mianakavy mihitsy akory, fa ao ilay Andriamanitra Lehibe hamaly avo zato heny ireny rehetra ireny.

Dia miala tsiny, hono izy ireo tompoko, raha nampitondra teny anay eo am-pampitana izao fisaorana mitafotafo izao ho anareo rehetra naneho fiaraha-miory tamin'izy ireo fa mbola feno loatra ny fo ary mbola maro koa ny adidy izay mbola sahanin'izy ireo.

Mankasitraka eram-po, mankatelina tanteraka, hono tompoko.

Noraketina an-tsary tato ny fotoana: http://www.malagasy.it/tahirintsary/fanaovam-beloma-farany-ani-mama-clmentine 

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa 

ramatoa RAVELOMANANTSOA Jeanne Marguerite Clémentine,
teraka RAHARISOARIVELO RANAIVOSON
dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy anio 1 febroary 2013 teto Roma.
Hoy
  • ny vadiny : RAVELOMANANTSOA Edmond.
  • ny zanany : Edmée, Jean Hervé sy Voahangy sy  ny zanany, Rick Dieudonné sy Mireille sy ny zanany, Josette sy  Brice, Holy sy Mamy sy  ny zanany.
Ny fiondrehana eo amin'ny razana dia ny asabotsy 2 febroary 2013 tolakandro, manomboka amin'ny 12 ora antoandro ka hatramin'ny 5 ora hariva (12h - 17h), ary ny alahady 3 febroary 2013 manomboka amin'ny 9 ora  maraina ka hatramin'ny 12 ora antoandro (9h - 12h). Ny toerana dia ny obitorio Ospedale Sandro Pertini, via dei Monti Tiburtini 385.
Ny fanaovam-beloma azy farany dia hatao ny alatsinainy 4 febroary 2013 eny amin'ny PARROCCHIA SAN FULGENZIO, Via della Balduina 296, amin'ny 11 ora maraina.
Misaotra amin'ny vavaka ataonareo ho an'ny fialantsasatry ny fanahiny sy ho fiononana ho an'ny fianakaviana manontolo.

Ny Fikambanana G.T.M. dia nanokana ny alin'ny Asabotsy 23 Febroary 2013 - roa andro aorian'ny daty ofisialy - mba hankalazantsika miaraka Ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenin-dReny.
Noho izany dia asaina isika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao Borgosesia (VC), Via Marconi 1, hanatrika ny fety izay hanomboka amin'ny 7 ora hariva.
Tongava maro, ary taomy ny namana aman-tsakaiza !

N.B.: hisy fangatahan-drakitra ho an'ny efitrano hampiasaina.

Veloma tsy ho ela!

Ireo Mpandrindra

HaintenyGTM1 HaintenyGTM2

sottoilcielo1sottoilcielo2

Tamin'ny Asabotsy 15 Desambra 2012 tany Val d'Aosta dia nisy solontenan'ny G.T.M. nanatrika ny fampisehoana sary "Sotto il grande cielo del Madagascar" izay nokarakarain'i Enrico sy Maria.

Nahavariana sy nahatalanjona anay ny fahaizan'ny mpianatry ny Sekoly "Turistico - Saint Vincent" manazava momba ny sary rehetra amin'ny antsipiriany. Ireo Ray aman-dreny sy mpianatra izay liana te-hahafantatra bebe kokoa ny momba an'i Madagasikara dia nametraka fanontaniana isan-karazany taminay.

Araky ny hita eo amin'ny sary dia nanao stand nanehoana ny asa-tanana Malagasy izahay ary nanao ihany koa "laboratoire" hanehoana ny randrana malagasy.

IMG_3995

IMG_3989

IMG_3990

IMG_3992

IMG_3993

734696_512279815470889_1280282393_n

599664_512279848804219_1803035571_n

375259_512279758804228_1277352939_n

483386_512279718804232_1105082093_n

604129_480579288652553_963019233_n

Il y avait bien deux mois de cela, nous avons lancé une chaine de solidarité auprès de facebook et de notre site "Malagasy eto Italia" pour sauver Joséphine, ce bébé d'un an et demi malade de rétinoblastome, un cancer de la rétine qui atteint surtout les enfants entre 1 à 5 ans. Les parents de Joséphine, agriculteurs résidents à Fanjakana, un petit village éloigné de Fianarantsoa, se trouvaient dans l'impossibilité d'affronter financièrement les frais sanitaires pour soigner le bébé.

Suite à l'appel au secours envoyé par François Randriamanankoavy à nous, responsables du site "Malagasy eto Italia",  et ne pouvant rester insensible à cet appel, nous avons pris la décision de prendre en main la situation, en pensant chercher de l'aide auprès des internautes assidus comme nous, et dans le même temps, chercher une association humanitaire qui pourrait bien prendre en charge le cas du bébé. Rappelons que François est un journaliste à Fianarantsoa qui a connu Joséphine et sa maman à l'hôpital de Tambohobe et, avec d'autres personnes de bon coeur sur place, a aidé la famille au premier temps pour les médicaments.

Un élan de solidarité a été donc lancé pour pouvoir procéder à tous les examens et soin du bébé. Le cas a touché plein de coeurs et vous étiez nombreux à avoir apporté votre contribution: dons financiers, matériels, soutien moral et spirituel, présence physique, encouragement et prières à son encontre fusaient de partout dans le monde.

644021_396785143726027_427901918_n

Et nous voici finalement avec une bonne nouvelle: la FONDATION AKBARALY à Antananarivo - que nous remercions de tout coeur et publiquement ici - a donné son aval et donc prendra en charge le cas de Joséphine, dont les médicaments, les examens médicaux, les chimiothérapies, l'opération, les suivis post-opératoires....

Par contre, le côté "logistique" de la famille est encore à notre charge, et donc vos dons matériels sont toujours les bienvenus : repas, déplacements, et les nécessaires pour la Princesse (couches,....). Nous n'oublierons et ne lasserons jamais de remercier Sylvia et Maminirina qui se sont portés garants et références de la famille de Joséphine auprès de la Fondation sur ce plan, ceci faisant partie des conditions dans l’accord.

Avec cette lettre donc, nous tenons à remercier vivement vous tous qui êtes le pilier de ce beau marathon de solidarité :

Merci tout d’abord pour la confiance que vous avez accordé en nous dans cette entreprise, ce qui n’est pas facile à gagner en notre jour où l’arnaque est roi.

Mais MERCI surtout à :

- François Randriamanankoavy, Président de l’Association des Journalistes Sakaizan'ny Kilonga Sud Mada à Fianarantsoa, Mme Rondro, assistante sociale de la commune urbaine de Fianarantsoa et monsieur le Président de la Région de Fianarantsoa , qui ont apporté leurs premiers secours quand la famille s'est retrouvé impuissante et désespérée devant le cas de leur enfant.

- les médecins qui se sont occupé du bébé tout au début de sa maladie, mais surtout au Dr Dieudonné Randrianiaina du service Oncologie de l'hôpital de Tambohobe, Fianarantsoa, pour ses précieuses aides, prestations et loyaux services,

- Dr Sylvia Randriamihoatra du service oncologie pédiatrique de l'Hôpital Ravoahangy Andrianavalona à Antananarivo pour sa disponibilité de vouloir consulter le bébé dès le lendemain de son arrivée dans la capitale, et l'avoir admis à l'hôpital tout de suite après, ainsi que le Dr Constant Sozarivo et tout le staff du service Oncologie sans exception,

- vous tous qui avez répondu à notre appel aux aides: pour vos dons financiers et matériels. Votre soutien moral et spirituel. Votre  présence virtuelle et réelle. Ces petits coeurs, ces conseils, ces prières, ces empressements aussi.... autant de petits gestes qui faisaient chaud au coeur et nous stimulaient tant.

- tous ceux qui ont prêté main forte à la famille et à Maminirina, Sylvia et Minosoa pour les gardes à l'hôpital,

- vous tous qui êtes allé trouver Joséphine à l'hôpital, les bras toujours chargés : couches, jouets, vêtements, goûter, repas, fruits... Mais aussi à ceux qui ont offert des crédits pour les portables,

- tous ceux qui se sont accouru quand elle avait besoin de donneur de sang et sur qui nous pourrons encore compter si besoin est,

- ceux qui ont travaillé "à l'ombre", car nous imaginons leurs tracas pour trouver les médicaments inexistants au pays ou aussi pour contacter des associations  à qui on pourrait confier la Princesse,

- à tous les "facteurs", que ce soit notre Zokibe à Rome qu’on a bien dérangé pour les courses intramuros, et surtout les pélérins venus pour la canonisation qui ont bien voulu ramener à Antananarivo les médicaments et les matériels médicaux offerts par les bonnes samaritaines de Rome,

- à tous les fans cosmopolites de la Page “Help Baby Josephine fight a cancer - Tolo-tànana ho an’i Joséphine” sur facebook, qui sont là, fidèles à leur poste, à longueur de journée, pour prendre des nouvelles de la miss, à sourire ensemble ou s’émouvoir ensemble. à s’encourager mutuellement. Une grande force s’est créée dans cette page, l’amitié s’est élargie, car notre combat commun, celui de lutter contre toutes formes de cancer, nous a réuni autour de Joséphine. Et par ce biais même, Tino, le petit chat bleu symbole de la lutte contre le rétinoblastome a pu aussi prendre l'avion pour tenir compagnie à petite Joséphine à Madagascar. Un véritable et infatiguable globetrotter qu'il est Tino!

- aux médias qui ont bien voulu publier l’histoire de Joséphine pour plus de sensibilisations,

- à vous tous cités ci-dessous (personnes individuelles, familles, institutions, associations, groupes d'amis ou collègues, congrégations religieuses,…) et aussi à tous ceux qui voulaient aussi rester dans l’anonymat ; vous, éparpillés dans les quatre coins du monde, sans distinction de race ni de religion, mais  animés par votre sensibilité devant la douleur de ce bébé à la merci de ce sale crabe, vous n’avez pas hésité à vous mobiliser avec vos appels et vos déplacements pour pouvoir contribuer financièrement à cette noble cause

Tout simplement, MERCI DU FOND DU COEUR:

- Lanto Rnt
- Valisoa R.
- Lalaina Andri et Hanta Ramanantsoa
- Saholy Ramavoaritiana Ralamboarivony et enfants
- Famille Trêves
- Annie Randriambololonera
- Lalatiana et Raozigasy
- Harimalala Baltimore
- Dominique Ratefimandimby
- Bakoly Rambeloarison
- Sakaizakely
- Pisokely
- Beby R
- Zo Aina
- Ikalaratsy Tia
- Nydiane Rzf
- Bakoliarisoa Noro
- Fr Vincent Ignace Rakotoarivelo, OssT 
- Congrégation “Suore Ospedaliere della Misericordia”
- Congrégation “Piccole Figlie del Sacro Cuore”
- RP. Rabenirina Joseph, sj
- Famille Parlato
- Britto Andriatovoherindrainy
- Madame Dolcia
- Famille Hanitra Rajaonarison
- Famille Louis Ellys
- Mireille Andriankaja
- Famille Rajaonarivelo
- Ony Rasa
- Tina Emelcia
- Nary Raveloson
- Famille Leneveu
- Loredana et Giuseppe Pagano
- Colonnel Bernard (Ministère Intérieur)
- Njava Vola
- Johan Ratsimandresy
- Ramanantenasoa Vololonirina
- Rafaniriantsoa Jean Adrien
- Don Alfonso e la parrocchia di Basilica San Tammaro (NA)
- Rosa D’Errico e le sue colleghe :  Sonia Lanzotti, Maria D’Aponte, Francesco Canciello, Annunziata Palermo, Patrizia Costanzo, Margherita D’Errico, Maria Migliaccio
- Association “Sekolin'ny Masoandro"
- Association "Tetezana Onlus"
- Madame Andriantasy
- Association “Mondobimbi TOSCANA Onlus”
- Andriakotoharison Princy
- Alessandro Palumbo
- Michele Esposito
- Tiziana Di Iorio
- Yolène Roth
- Randriamiarisoa Jean Raymond
- Cosfa As
- Famille Henri M.
- Banque Mascareignes Madagascar
- Papan'i Fanoa
- Frederique Giraud
- Association “Ma.Mi - Malagasy Miray” di Torino
- Association “Bimbi del Madagascar Onlus”
- Nivo Rabe-Li
- Famille Rajaonarivelo
- Fanja
- Mampionona
- Tahiry
- Stéphanie Vololonirina
- Famille Jean Razafindambo  
- Rakotomavo
- Famille Rakotomanana
- Youli Manohiaina
- Jojo
- Ravaka
- Rabodo
- Enny Diana R.
- Arimalala Sylviane
- Nja' Ranaivondrambola
- Famille RATSIMA ARIMINO Toky Felana....
- Fahamarinana Maharitra
- Frip Glam
- Lala Rakotoson Serge Eva Ralph
- Danie
- Thierry
- Vinou Léger
- Anselme
- famille Rabarijaona
- Raharinosy Saholy
- Andrianomanana Mamisoa
- Razafindrakoto Harimalala Andoniaina
- Ramanitrarivo Ando et famille
- Madame Faly
- Dr Lucie Ranaivoarisoa
- RABEARINIVO Ainasoa   Hasina Fanantenana
- Ravaonirina Odette Ruffine
- Famille Naly  Ratsimaholizanany
- Mbola Claudia
- Randriarimanana  Fanjaniaina
- Association "G.T.M - Gasy Tsy Manavaka" di Milano

Si l’état de santé de Joséphine est ce qu’il est actuellement, comme le montre la photo ci-dessus, c’est surtout grâce à vous et votre générosité. Ce que nous avons reçu jusque là nous ont permis d’affronter les nombreux examens cliniques et analyses de laboratoires, tous les médicaments et matériels médicaux nécessaires durant son soin, les 3 séances de chimiothérapie faites jusque-là ainsi que les besoins de premières nécessités de la famille, tous leurs déplacements et les frais pour faire venir son père et deux de ses grands frères de son village natal pour se relayer avec les gardes et les petits services à l’hôpital pendant que la maman est prise à temps plein avec Joséphine, car il faut noter que même si l’hôpital est public à Madagascar, TOUTES les dépenses sont à la charge de la famille.

Avec une battante comme notre Princesse, c’est toujours avec sourire et abnégation que nous continuons notre assistance. Nous croyons en sa guérison mais elle a besoin de nous tous dans cette bataille, qui ne fait que commencer d’ailleurs. Nous vous rappelons que seulement le côté santé qui a été pris en charge par la Fondation, le reste est encore notre mission. Mais ensemble, avec vous tous, nous avons pu et nous pouvons.

Et nous présentons nos sincères excuses ici si jamais on a omis de nommer quelqu’un, par inadvertance ou par erreur ou par quoi que ce soit. Sachez que vous avez tous notre gratitude.

Minosoa, Sylvia et Maminirina, Andry, Rondro et Hery, au nom de la famille de Joséphine Fitahintsoa.

Jo et Tino 2

Takelaka