You are here

Vaovao

FANASANA FOTOAMPIVAVAHANA PROTESTANTA AMIN’NY TENY MALAGASY ATAO ETO ROMA NY ALAHADY 3 AOGOSITRA HANASANA ANTSIKA REHETRA, TARIHIN’ NY MPITANDRINA MALAGASY AVY ANY GRENOBLES : RAMAHERIJAONA Jean Teddy Toy izao ny fandaharam-potoana : 9:30 Fotoam-pivavahana mahazatra ao am-piangonana iarahana amin'... tohiny
Ho fankalazana ny faha-54 taonan'ny Fahaleovantena Malagasy dia faly manasa antsika rehetra ny fikambanana GTM hiara hiara-hitotorebika ny sabotsy 5 jolay 2014, ao amin'ny Viale Umbria, 118 (Milano) manomboka amin`ny 8 ora alina. TOROMARIKA: Andry : 39 88 208 92 na Louise :335 83 828 71tohiny

Ny zoma 27 jiona amin'ny 11 alina no voarainay ity fiantsoana ity ka mba ampitampitao ihany ho an'izay tratra antso FANITSIANA : 28 JIONA fa tsy febroary araka ny fiantsoana etsy ambany.tohiny

Misaotra ny rehetra izay hampitampita ity hafatra avy amin'ny Mpiandraiki-draharaha eto Roma ity amin'ny handalovan'ny Filohampirenena eto amintsika ny zoma 27 ka hatramin'ny alatsinainy 30 jiona ho avy izao.tohiny

Ilazana isika fa hahemotra ny sabotsy 5 jolay 2014 manomboka amin'ny 6 ora hariva ny fankalazana ny fetimpirenena saika hatao ny sabotsy 28 jiona. Ny fandaharam-potoana dia tsy misy fiovana.tohiny

Jereo ato ny amin'ny teny frantsay raha toa ka ilainao : " Linea Amica Immigrazione "tohiny

Indro atolotra antsika eto ny fanasana sy ny fanazavana rehetra momba ny "Giornata del Madagascar", andiany fahaefatra, izay hatao any Trento amin'ity indray mitoraka ity, ao amin'ny Museo delle Scienze "Muse", corso del Lavoro e della Scienza 3, TN.tohiny

VAOVAO FARANY : hahemotra ny sabotsy 5 jolay ity fankalazana ny fetim-pirenena ity. Ampitampitao ny hafatra. Misaotra indrindra (nampitaina anio 16 jiona 2014) ************************* Noho ny fankalazana ny faha54 taona ny Fahaleovantenam-pirenena, Ramatoa RATSIMBAZAFY Josiane, Mpiandraiki-... tohiny

Ny fikambanana TE.FY dia faly manasa anareo tapaka sy namana hiara-mikorana amin'ny alahady 15 jiona 2014 amin'ny 1 ora ao Lepanto, via Pompeo Magno 25. Misy sakafo sy zava-pisotro isan-karazany amin'izany (sakafo nahandro malagasy) Fandraisana anjara 10 euro. Mirary ny fahatongavanareo maro, ny... tohiny

Ao anatin'ny fiaraha-miasa amin'ny Tetezana Madà, ny fikambanana Seniores ITALIA (Partner per lo Sviluppo Onlus) dia mikarakara fety fiaraha-mientana hanampiana ara-bola ny tetikasa "Ny bokiko no tokiko, arovako fa lovako". Io tetikasa io dia mikasika indrindra ilay tranomboky mandehandeha (... tohiny

Hatao etsy amin'ny Piazza di San Giovani in Laterano amin'ny alahady 18 mey ho avy izao indray izany ny andiany faha-23 amin'ny Festa dei Popoli. Efa an-taona maromaro no nandraisan'i Madagasikara anjara tamin'izy ity, ary mbola tsy diso anjara ihany isika amin'ity indray mitoraka ity ka manasa... tohiny

Takelaka