You are here

Fanemorana ny Fetimpirenena ao amin'ny masoivoho.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 17/06/2014 - 08:06

Ilazana isika fa hahemotra ny sabotsy 5 jolay 2014 manomboka amin'ny 6 ora hariva ny fankalazana ny fetimpirenena saika hatao ny sabotsy 28 jiona. Ny fandaharam-potoana dia tsy misy fiovana.