You are here

Fankalazana ny Fetim-pirenena 2014 any Milan

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 30/06/2014 - 09:54

Ho fankalazana ny faha-54 taonan'ny Fahaleovantena Malagasy dia faly manasa antsika rehetra ny fikambanana GTM hiara hiara-hitotorebika ny sabotsy 5 jolay 2014, ao amin'ny Viale Umbria, 118 (Milano) manomboka amin`ny 8 ora alina.

TOROMARIKA: Andry : 39 88 208 92 na Louise :335 83 828 71