You are here

Fotoam-pivavahana Protestanta amin'ny teny malagasy

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 28/07/2014 - 16:42

FANASANA

FOTOAMPIVAVAHANA PROTESTANTA AMIN’NY TENY MALAGASY

ATAO ETO ROMA NY ALAHADY 3 AOGOSITRA HANASANA ANTSIKA REHETRA,

TARIHIN’ NY MPITANDRINA MALAGASY AVY ANY GRENOBLES : RAMAHERIJAONA Jean Teddy


Toy izao ny fandaharam-potoana :

9:30  Fotoam-pivavahana mahazatra ao am-piangonana iarahana amin'ny communauté francophone

12:00  Fiaraha-misakafo arahina dinidinika. Samy mba mitondra izay sakafo sahaza azy.

15:00  Fotoam-pivavahana amin’ny teny Malagasy arahina fandraisana ny fanasan’ ny Tompo.

17:00  Fitsidihana ny tanàna miaraka amin’ ny Mpitandrina


Fanamarihana :

  • Ny toeram-pivavahana dia atao ao amin’ ny Fiangonana Valdese Via IV Novembre, 107

  • Ny sakafo atoandro sy ny zava-pistro dia hanentanana antsika rehetra mba samy hitondra.

“Fa ianao kosa dia mahareta amin’ izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao satria fantrao izay nampianatra anao izany. Amen”