You are here

Alin-danonana handraisana ny taona 2013 any Milan

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 19/11/2012 - 07:48

Ny Fikambanana GTM dia faly manasa ny rehetra hiaraka hitotorebika hanao veloma ny taona 2012 ary  handray ny taona vaovao 2013 ao amin'ny "Il Circolino", via G. Marconi 50, Arluno(MI), ny 31 desambra ho avy izao manomboka amin'ny 8 ora alina.

 

Izay  mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i :

  • Andry: 339 88 208 92
  • Daniella : 348 63 524 08
  • Louise : 335 83 828 71
  • Saoly : 334 90 020 38

 

Tongava maro dia taomy ny havana aman-tsakaiza.

 

Pub Rev'Gasy 2012