You are here

Championat de boxe chinoise eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 27/11/2012 - 19:21

Manentana antsika rehetra hanohana an'i

Jean Christian RANDRIAMALAZA, tompondakan'i Afrika eo amin'ny latsaky ny 75 kg, tompondaka erantany eo amin'ny latsaky ny 70 kg eo amin'ny sehatry ny boxe chinoise

mandritra ny "Championnat du monde de SANDA PRO  WTKA – BOXE CHINOISE PLEIN CONTACT , PWKA de moins de 70kg" amin'ny 1 sy  2 desambra ho avy izao zay hatao eto Roma, Palasport Bandinelli, via Ariana 8, Velletri.

Taomy ny namana aman-tsakaiza fa voninahitr'i Madagasikara no harovany ka manantena antsika eto Roma hanohana azy izy amin'zany.

 

JeanChr 

affichejc