You are here

Ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenin-dReny.

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 18/01/2013 - 21:06
Ny Fikambanana G.T.M. dia nanokana ny alin'ny Asabotsy 23 Febroary 2013 - roa andro aorian'ny daty ofisialy - mba hankalazantsika miaraka Ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenin-dReny.
Noho izany dia asaina isika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao Borgosesia (VC), Via Marconi 1, hanatrika ny fety izay hanomboka amin'ny 7 ora hariva.
Tongava maro, ary taomy ny namana aman-tsakaiza !

N.B.: hisy fangatahan-drakitra ho an'ny efitrano hampiasaina.

Veloma tsy ho ela!

Ireo Mpandrindra

 

HaintenyGTM1 HaintenyGTM2