You are here

Vaovao

Ny Fikambanana " Amici di Padre Pedro " dia manasa antsika hanatrika ny valandresaka mitondra ny lohahevitra " Italia - Africa, la povertà si vince insieme " izay hifanaovana amin'' i Père Pedro izay handalo eto Roma amin'ny alarobia 8 jiona amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Paroasy San Frumenzio,... tohiny
Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII izay handraisan'i Madagasikara anjara. Nahafinaritra ny fizotrany ka misaotra ny rehetra afaka nanatrika izany. Misaotra ny Tetezana Onlus nikarakara ny stand nampahafantarana an'i Madagasikara, ary misaotra ireo... tohiny

Amin'ny sabotsy 21 mey ho avy izao ny kiririoka voalohany hanombohana ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII, hiadiana ny "Amboaran'ny Filohan'ny Repoblika" Tsy eny Ostia toy ny mahazatra no hanaovana azy amin'ity indray mitoraka ity fa eny amin'ny Stadio Centro Sportivo Spes Artiglio, via Boemondo... tohiny

Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Italia dia faly mampandre sy manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny andron'ny 29 mars 1947 dia hotanterahina ny Alahady 27 mars 2011 ho avy izao amin'ny 4 ora tolak'andro , ao amin'ny Via del Quirinale, 23 eto Roma (eny... tohiny

Namoaka raki-kira antsary vaovao mitondra ny lohateny hoe "Demi-Soleil" ny mpanakanto iray avy any Madagasikara antsoina hoe R.J na 13-1 izay andraisan'i Olga del Madagascar anjara. I Olga del Madagascar dia Malagasy avy eto Italia ka mahafaly anay ny mampahafantatra anareo ny fisian'izany VCD... tohiny

Ny Fikambanana VIDES dia manolotra fiofanana maimaim-poana amin'ny lafiny fitantanan'asa ho antsika mpifindra monina eto Roma :tohiny

Oratorio San Luigi, Via Ormea 4 Torino (TO) manomboka amin'ny 9 ora alina ka mandra-maraina . Fandraisana anjara : * 20 euro ho an'ireo tsy mambran'ny Fikambanana MA.MI , * fitia tsy mba hetra ho an'ireo mpikambana .tohiny

Noi, della Fraternité Malagasy, siamo lieti di invitarvi il 31.12.2010 alla festa di capodanno che si terrà in via prato corazza n.60 a Cesano di Roma , dalle ore 19h fino all'alba . Programma: 19h Inizio 20h-21h30 Cena( in prezzo del biglietto inclusa) 21h30-alba Divertimento e ballo La cena e... tohiny

Ny Malagasy rehetra aty Verona, Brescia, Vicenza, Udine, Bergamo, dia manasa ny be sy ny maro hiaraka hankalaza ny fetin'ny taom-baovao 2011 any Vicenza, ao amin'ny Parrocchia San Marco (salle ao ambonin'ny fiangonana), Piazza del Comune, Creazzo (Vicenza) ny Zoma 31 Desambra 2010, manomboka amin’... tohiny

Takelaka