You are here

Fianarana teny malagasy.

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 20/11/2010 - 22:27

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia mikarakara fianarana teny malagasy ho an'ireo vahiny, na koa ireo zaza malagasy tsy mbola mahafehy ny tenin-drazana.

Izany dia atao isaky ny alakamisy tolakandro, amin'ny telo ka hatramin'ny dimy, ao amin'ny foiben'ny Fikambanana : Via Cesare Balbo 4 Roma, Cell: 3471432921/ 3485446152, Tel: +39 06 48029963, Fax +39 06 4882950

Azo atao ihany koa ny manoratra mangataka fanazavana amin'ny : info@tetezanaonlus.org

 

In- http://www.tetezanaonlus.org/news/corso-di-malgascio