You are here

Fanasana Fetin'ny faran'ny taona avy amin'ny Malagasy ao Verona

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 08/12/2010 - 16:10

Ny Malagasy rehetra aty  Verona, Brescia, Vicenza, Udine, Bergamo, dia
manasa ny be sy ny maro hiaraka hankalaza ny fetin'ny taom-baovao 2011
any Vicenza, ao amin'ny Parrocchia San Marco
(salle ao ambonin'ny fiangonana), Piazza del Comune,
Creazzo
(Vicenza) ny Zoma 31 Desambra 2010, manomboka amin’ny 9 ora alina ka mandra-maraina.

Tsy hisy vidim-pidirana fa samy mandoha 1€ ihany ho fandraisana anjara amin'ny jiro sy ny trano.
Samia mitondra sakafo sy tsakitsaky ary zava-pisotro hifampizarana amin’ny be sy ny maro.

FANDAHARAM-POTOANA:
21h: Fihaviana sy fiaraha-misakafo
22h - mandra-maraina: alim-pandihizana

• Ny Mpampandihy dia efa za-draharaha na ny amin’ny mozika malagasy na ny amin’ny
hafa ihany koa.
• Ny fahafaham-po sy ny fahafinaretana dia azo antoka!

 

Izay mila fanazavana misimisy kokoa dia afaka miantso an'i :

Carole : 329-3374983 na Françoise sy Nicolas 320-5584419 na 045-568330.

 

 

Misaotra betsaka e miandry ny fihavian-drehetra.