You are here

Antsam-panahy hanasan'ny KAMEMA.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 18/06/2012 - 18:40

 

Ny Kanto sy Mevan'i Madagasikara

(KA.ME.MA)

miaraka amin'ny Fianakaviamben'ny Trinitera ary ny Antoko  mpihiran'ny Ankohonana katolika eto Roma,

dia manasa anareo am-pitiavana hanatrika ny "Antsam-panahy" ataon'izy ireo  ny alahady 1 jolay 2012 amin'ny 3 ora tolakandro (15h) ao amin'ny Bazilikan'i San Crisogono, viale Trastevere 47, Roma 

 

******************************

 

KAMEMA - 1 luglio 2012