You are here

Vaovao

Olga1

Tonga soa ny rakikira "Bois de rose" an'i Olga del Madagascar, CD audio notontosaina teto Italia, ka efa azo afarana sy vidiana manomboka amin'ny alatsinainy 30 aprily izao.

Ampatsiahivina fa ny vola azo amin'ny fivarotana io rakikira io dia natao hanohanana ny tetikasa Tsiry, izay misahana indrindra ny fitsinjovana io hazo sarobidy io izay zary trandrahana amin'ny tsy ara-dalàna ankehitriny, sy ho fiarovana ihany koa ny  tontolo iainana sy ny ala any Madagasikara.

Izay mila fanazavana fanampiny sy maniry hividy azy io (10 €) dia afaka manoratra amin'i :

- Franco Andreone : franco.andreone@gmail.com
http://www.francoandreone.it )

- Olga del Madagascar : olga.delmadagascar@gmail.com
http://www.facebook.com/olgadelmadagascar )

Ny rakikira "bois de rose" VCD kosa izay natao tany Madagasikara kanefa tsy nifanentana tamin'ny tsena italianina ka nahatonga azy ho natao CD dia hitanareo ao amin'ireto toerana ireto : Hotel Chalet des Roses, Ivoloina (Tamatave), Centre ValBio (Ranomafana), Maroantsetra (Cybercafé), Andapa (Bazar sy Hotel Vatosoa), Tsiry Project (Manompana Tamatave sy Ambositra).

Franco Andreone sy Olga del Madagascar ary ireo mpiara-miasa aminy  akaiky dia manolotra fisaorana ireo mpanohana azy amin'izay ataon'izy ireo : Amico Museo Scienze Naturali, acquario di genova, Fondazione Bioparco Roma, Zooh Zurich, Malagasy Eto Italia, Madagascar Fauna Group, Saint Louis Zoo, Zoom Torino, Tsiry, Il Tucano Viaggi, Progetto Humanitas Onlus, AIM, Parco Natura Viva, A Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar, Un seme per crescere, Centre ValBio, WWF Italia

Manentana ny rehetra fa asa soa atao ho an'i Madagasikara ihany koa izao...

_______________

The album "Bois de rose" is finally ready for release as a CD Audio in Italy. We apologize for the delay, but due to the fact that we had to redo all the production in Italy (the VCD was printed in Madagascar but did not suit the Italian market).

As said, this is a CD that part of the income will go to the preservation of the Bois de Rose (Dalbergia), in Madagascar, through the Project Tsiry and to the conservation of nature and forests of Madagascar.

For information and to book the CD, hand a message to :
- Franco Andreone : franco.andreone@gmail.com
http://www.francoandreone.it )

- Olga del Madagascar : olga.delmadagascar@gmail.com
http://www.facebook.com/olgadelmadagascar )

The VCD album will be sold in main points in Madagascar, such at the Hotel Chalet des Roses, at Ivoloina (Tamatave), Centre ValBio (Ranomafana), Maroantsetra (Cybercafé), Andapa (Bazar et Hotel Vatosoa), Tsiry Project (Manompana Tamatave and Ambositra).

Thanks to all sponsors: Amico Museo Scienze Naturali, acquario di  genova, Fondazione Bioparco Roma, Zooh Zurich, Malagasy Eto Italia, Madagascar Fauna Group, Saint Louis Zoo, Zoom Torino, Tsiry, Il Tucano Viaggi, Progetto Humanitas Onlus, AIM, Parco Natura Viva, A Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar, Un seme per crescere, Centre ValBio, WWF Italia

scansione0002

Ireo namana mpilalao baolina eto Roma di manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka
hiara-hisakafo sy hilanonana amin'izy ireo ny alahady 15 Aprily 2012 ho avy izao,
manomboka amin'ny 12 ora atoandro, izay hatao ao amin'ny Masoivohon'i
Madagasikara, Via Riccardo Zandonai, 84/A.

Izao no atao dia mba
hangatahana tanàna antsika rehetra amin'ny fanohanana ny ekipantsika hiatrika ny MONDIALIDO 2012 eo amin'ny lafiny ara-pitaovana sady araraotina ihany koa ho fotoana hihaonana toy ny mahazatra hatrany.

Isaorana eram-po eran-tsaina sahady ianareo izay afaka ho avy fa ny adidy ho vita ny
fahafinaretana ho azo. Tsy ifanomezan-tsiny ihany koa ho an'izay tsy afaka sy lavitra fa mbola ho zokin'ny aoriana izy ity e.

Taomy avokoa ny tapaka sy namana, tongava maro !

Ny Mpilalao rehetra.
Raha misy mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ireto laharana ireto:
Amedé : 3384575832
Vévé :     3492456568
Herman:   3772750925

Ny komitin'ny Fiombonan'ny Fiangonana katolika sy protestanta miaraka eto Roma dia manasa ny Malagasy rehetra hiaraka hahatsiaro ny 29 martsa 1947 amin'ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana hiarahana manolotra ny alahady 1 aprily 2012 ho avy izao, ao amin'ny fiangonana valdezy, via VI Novembre 107, manomboka amin'ny 4 ora tolakandro.

Hisy fiarahana miala hetaheta kely aorian'izany ka samia mba mivatsy zava-pisotro sy tohan'aina kely izay zakany mba hifampizarana.

Misaotra indrindra ary mifampilazà fa ny andro hihaonana dia araraotina hatrany e.

Dia am-pifaliana hatrany koa ny hampandrenesana sy hanentanana ny rehetra hiaraka hitsangatsangana ny alatsinain'ny Paka, toy ny efa nataontsika tany Montecassino tamin'ny taona lasa.

Ho eny Camigliano indray isika amin'ity, tànana kely misy ny Santuario di Leporano (Caserta), tsy lavitra avy eo Naples. I mompera Paul Bernard no handray antsika any amin'ny tokontany malalaka sy ny efitrano lehibe raha sanatria ratsy ny andro, ka isaorana sahady izy.

Ny làlana atao raha mankany dia  ny Autostrada A1, mivoaka eo CAPUA, dia manaraka ny fanoroan-dàlana mankany Camigliano, Santuario di Leporano.

Ny Ankohonana katolika ao Roma sy Naples moa no mikarakara azy ity ka toa zao ny fifandaminana :

-  ny any Naples dia mifanao fotoana eo amin'ny Stazione Centrale di Napoli amin'ny 8 ora  maraina. Iangaviana hiantso an'i Haingo amin'ny finday 328 5920979 izay  handeha fa izy no hanome ny fanazavana fanampiny rehetra.

- ny eto Roma dia haka fiarabe ka 15 € isam-batan'olona toy ny tamin'ny herintaona ihany ny saran-dàlana. Amin'ny 7 ora maraina ny fotoana fiaingana eo amin'ny Piazzale dei Partigiani (stazione ferroviaria Ostiense) toy ny mahazatra. 

Ny fanampim-panazavana dia azo angatahana amin'ireto nomerao ireto :

Ilazao daholo ny namana rehetra ndrao misy tsy mahita ity fiantsoana ity.

Dia mirary Paka sambatra ho an'ny rehetra ihany koa.

ny Masoivohompirenen'i Madagasikara eto Roma dia faly mampahafantatra fa
tonga ary efa azo alaina ireo pasipaoro vaovao na nohavaozina tamin'ny
volana janoary teo iny, ka toa izao ny fandaminana :

- ny sabotsy 24 MARTSA, ny alahady 25 MARTSA ary ny alakamisy 5 APRILY ihany andro hakana azy

- TSY MAINTSY NY TOMPONY no tonga maka ny pasipaoro vaovao fa tsy ekena
ny fanomezam-pahefana afa-tsy ny an'ireo zaza latsaky ny 16 taona

- ilaina ny TARATASY FANAMARINANA  (pièce d'identité) an'izay olona haka ny pasipaoro, miaraka amin'ny ROSIA nandoavana ny vola

- ireo zay manana ny pasipaoro teo aloha dia iangaviana hamerina izany amin'io andro io.

Ny ora handraisana amin'ireo andro rehetra ireo dia amin'ny 9 ora maraina hatramin'ny 4 ora hariva.

Fampandrenesana

Tamim-pahatairana tokoa no nandraisana ny vaovao nalefan'ny namana avy tany an-tanindrazana ny sabotsy maraina teo fa nody any amin'ny mandrakizay i Philibert, na haintsika rehetra amin'ny solon'anarana hoe Bébert, izay efa niandraikitra ela ihany ny asa maha-mpamily azy tao amin'ny Masoivohompirenentsika eto Roma,

Miara-miondrika amin'ny fianakaviany manontolo izahay mpiandraikitra ity vohikala ity.

Maro ny zavatra nosahanina sy niarahana taminy teto Roma na tamin'ny adidy aman'andraikitra izany na tamin'ny ireo fety sy fihaonana isan-karazany, ary tamin'ny andro manjombona ho an'ny tsirairay ihany koa aza. Tsy ho hadino ireo hehy sy vazivazy rehetra nandravaka izany fotoana izany.

Veloma Bébert, efa mianoka any amin'ny tontolon'ny mandrakizay ianao izao koa mandria am-piadanana !!!

(vaoa izao alatsinainy maraina izao moa vao voarainay ny ity fampandrenesana an-taratasy ity ka ialana tsiny ny fahatarana amin'ny fampitàna ny vaovao)

100_3051

Misy fanasàna ho an'ny Malagasy rehetra hanatrika ny hetsika karakarain'ny fikambanana Gialuma onlus ka anasana antsika rehetra.

Evento realizato  da Gialuma onlus
in collaborazione con la Città di Ariccia e l’Associazione dei Ragazzi di Strada di Fort Dauphin GialuMAD

Palazzo Chigi Ariccia
Piazza di Corte 14
http://www.palazzochigiariccia.it/dovesiamo.htm
3 marzo 8 aprile 2012

L’Evento, realizzato con il lavoro non retribuito di tutti i volontari di Gialuma, è finalizzato alla costruzione della “Casa dei Ragazzi di Strada a Fort Dauphin”nel Sud Madagascar,dove  Gialuma è impegnata dal 2004 in sostegno della scolarizzazione e della salute e della nutrizione .

Per  La realizzazione di questo evento si ringraziano :
CLUB MEDICI, TA.CA.RO Tangenziale Castelli Romani, DELTA costruzioni, ROMANO AUTOGAS, ACCADEMYSI PHOTO, CORO IN MASCHERA, CENTRO PIAMARTA.

PROGRAMMA

3 marzo ore 16,00  Sala Maestra

Inaugurazione  della Mostra Fotografica:”Madagascar Alle Donne ed Alle Bambine
-Saluto delle Autorità
-Presentazione della Mostra
-Proiezione Film:  "Il seme della mangrovia. La casa dei ragazzi di strada di Fort Dauphin".
 Di Chiara Martina  e Francesco Tognarini
-Visita della Mostra
-Aperitivo

La  Mostra  sarà esposta presso 

Palazzo Chigi di Ariccia  dal 3 marrzo al 8 aprile dalle ore 10 alle13 e dalle 15 alle 18.30 .Chiuso il lunedì.
Ingresso libero.

3 marzo - 8  aprile

Giovani Artisti di Ariccia espongono le loro opere  nel Portico  del Cortile
di Palazzo Chigi per tutta la durata dell’evento. 

Ingresso libero

8 Marzo :Festa delle Donne 
ore 20,00 Sala Maestra

Festa dedicata a tutte le Donne del mondo e agli Uomini che  rispettano le donne e nel quotidiano si impegnano per  realizzare un rapporto di  armonia e parità,contro le discriminazioni di genere.
Cena
Concerto  con la voce straordinaria  di una giovane donna: Betta  ed il suo gruppo Betta Blues Society
Prevendita  biglietti  bar centrale  Perciballe Iberio  P,zza di Corte Ariccia
 info: 3476759116
È  previsto ‘l’ingresso al solo concerto alle  22 secondo disponibilità di posti.

11 Marzo:Concerto
ore 17,00 Sala Maestra

Concerto del Coro  in Maschera  diretto dal Maestro Marta Zanazzi “Missa Luba”
Ingresso libero

9 Aprile :Pasquetta Solidale

presso  Casa per Ferie Pia Marta Via Rufelli Ariccia
 Info: 069342096 - 3396542434
Pranzo
Concerto di Giovani Voci allieve dell’Accademia Musicale di Ariccia  e del Maestro  Marta Zanazzi

Questo Mostra  è un omaggio  che Gialuma  onlus fa  alle Donne ed alle Bambine del Madagascar, raccogliendo immagini di fotografi non professionisti, raccolte durante le sue missioni in questo Paese.
In un arcobaleno di etnie che fanno del Madagascar centro di culture ed usanze molteplici,crogiuolo  di  conoscenze e saperi, tramandati a voce da popoli africani, asiatici, arabi, indonesiani, nasce questa riflessione sulle esperienze e le sensazioni che ci hanno accompagnato in questi anni d’intervento di volontariato in questa terra lontana:il Madagascar.
Un contributo di conoscenza che passo dopo passo ci  avvicina a comprendere chi per genere è più fragile: le bambine e le donne, che per prime subiscono gli abusi della povertà  e dell’ignoranza.

Donne e bambine portatrici  di vita e di gioia madri instancabili, madri nonne, madri bambine, che accolgono la vita con un sorriso e che tanto sanno dare senza chiedere.                                 Storie di bambine allegre e sorridenti che danzano ad ogni ritmo prodotto con le mani, pronte a mangiare, a divorare tutto a qualsiasi ora del giorno e della notte, perché, sempre affamate…
Bambine che si lasciano” figlie”e si ritrovano “madri”solo dopo alcuni mesi.
Bambine comprate per un piatto di spaghetti da orchi occidentali che per diletto divorano la loro infanzia in un attimo.

Bambine  e donne   che riescono a mantenere  salda  tra le dita la propria dignità con il candore dei loro sorrisi.
Bambine  bellissime  nei loro abitini cenciosi senza l’ombra della tristezza nello sguardo ,che vivono la vita come fosse un miraggio e che tanto ci sanno insegnare, nonostante  le  condizioni di povertà in cui vivono.

La realizzazione di questo Evento è finalizzata alla costruzione della Casa dei Ragazzi e delle Ragazze  a Fort Dauphin  in collaborazione con l’associazione malgascia dei ragazzi di strada” GialuMAD “ costituita da bambini cresciuti e scolarizzati con il sostegno di Gialuma onlus.
La Casa dei Ragazzi sarà un centro diurno per l’alimentazione ed il sostegno scolastico di 100 ragazzi e ragazze poverissimi di Fort Dauphin e sarà finalizzata a migliorare la nutrizione,la scolarizzazione e l’educazione alla prevenzione delle malattie trasmissibili e delle gravidanze precoci nelle bambine, ed alla iniziazione all’  avviamento professionale  nei ragazzi e nelle ragazze più grandi.
Gialuma onlus ha acquistato a dicembre un terreno nel centro del paese di Fort Dauphin con questo scopo, grazie all’aiuto delle persone che le hanno dato fiducia.

Ny Komitin' ny FFKM eto Roma dia faly mampandre antsika malagasy
rehetra fa ny " FIFAMPIARABANA "  izay fanaontsika isan-taona dia
hotanterahina ny ALAHADY 22 JANOARY hoavy izao.
Ny toerana dia: " VIA TORRE ROSSA N° 40 - 00165 Roma ".
Ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana dia hanomboka amin'ny 11 ora sy sasany maraina.
Araka ny mahazatra dia samy hitondra izay zakany hoamin'ny fiaraha-misakafo sy fiaraha-miala hetaheta.
                
NY KOMITIN ' NY FFKM eto Roma

Ny mpiandraikitra ao amin'ny Masoivohom-pirenena malagasy eto Roma dia mampilaza fa amin'ny ALAHADY 8 JANOARY sy ALATSINAINY 9 JANOARY 2012 ho avy izao dia andro natokana hanamboaran'ireo teratany malagasy monina eto Italia manontolo ny pasipaoro vaovao ho an'izay mbola tsy manana izany.

Eny amin'ny Foibe, via Riccardo Zandonai 84, eto Roma no
hanatanterahana izany. Mbola hampitaina amintsika amin'ny andro 
manaraka ihany ny vaovao fanampiny sy ny momba ireo taratasy rehetra
ilaina, fa dia efa ataovy anaty tetiandro aloha ireo andro roa ireo.

Mba ampitao amin'ny hafa izay tsy manana mailaka ihany koa ny vaovao azafady indrindra. Misaotra mialoha.

Mirary fety sambatra, mirary soa amin'ny taona vaovao.

Fanampiny:

Ankoatra ireto antontan-taratasy angatahana eto ambany ireto dia misy taratasy fangatahana fenoina mila alainareo ato ihany koa : http://www.malagasy.it/downloads/document/get/formulairepasseport.pdf

passambamad

Filazana pasipaoro

Ny fanontaniana roa nipetraka mazàna moa zany dia efa voavaly amin'io fanambarana io ambony io : momba ny sora-pahaterahana sy ny fizakana ny zom-pirenena malagasy.

Ankoatra izay, ny livret de famille kosa izany dia tsy mahakasika anareo pretra sy ianareo relijiozy na lahy na vavy.

Na manavao na maka pasipaoro vaovao dia mila ilay "certificat de nationalité" ireo avokoa

Isaorana indrindra ireo zoky raimamandreny ao amin'ny masoivooho eto Roma tsy mahalala sasatra fa dia
manaiky hokotabaina hamaly antsika na efa ampototry ny fety aza ny andro.

Soavà daholo.

Am-pifaliana no hanasana anareo amin'ny korana hanaovana veloma ny taona 2011 hiarahan'ny fianakaviana rehetra sy ny havana aman-tsakaiza eto Napoli ny alin'ny sabotsy 31 desambra 2011 ka hatramin'ny alahady  1 janoary 2012 antoandro.

Izany dia ho tontosaina ao amin'ny Via Fontanelle al Trivio 20 ( Corso Malta) NAPOLI.

Hisy fandraisana anjara 10 euros isam-pianakaviana

Marihina amin'izany fa misy fiara hitatitra hoan' ireo zay avy lavitra eo amin'ny STAZIONE NAPOLI CENTRALE manomboka amin'ny 8 ora hariva.

Ho anareo reny koa dia lazaina manokana fa milamina ny hatorian'ny ankizy sy ny fanafanana trano ho azy ireo.

Koa dia mirary ny Malagasy rehetra aty an-tany lavitra aty mba hanao fety sambatra daholo na aiza na na aiza

Ampitampitao ny vaovao dia manantena ny hifankahita soa daholo amin'io andro io.

Fanazavana fanampiny sy fampilazana fahatongavana raha azo atao: tel  081/8780048 na 3333739918

na manoratà mivantana amin'i :  haingotiana@libero.it 

napoli

Ny "Opera Romana Pellegrinaggi", ny "Ufficio per la Pastorale delle
migrazioni del Vicariato di Roma" ary ny "Acli" dia manokana tolakandro
iray ho an'ireo "Comunità straniere" eto Roma izay mba te-hahalala bebe
kokoa ny tantaran'ity tanàna ity. "Roma, una casa per tutte le genti" no
lohahevitra nomena ity hetsika ity.

Amin'ny alakamisy 26 janoary 2012 no andro natokana ho antsika Malagasy ka izay manam-paniriana amin'izany dia afaka misoratra anarana
mivantana amin'ny Opera Romana Pellegrinaggi :

- adiresy mailaka : usp@orpnet.org

- tel : 06 69896356/415

Fandaharampotoana  26 janoary 2012

Piazza Venezia amin'ny 2 ora tolakandro ( ore 14)

Toerana tsidihana : Carcere Mamertino sy ny Bazilikan'i San Giovanni. Ary faranana amin'ny lamesa amin'ny 6 ora hariva (ore 18)

Maimaimpoana ny fandraisana anjara.

Amporisihana isika fa mbola vao santatra am-bavarano ihany izy ity.

opera romana pellegrinaggi

Takelaka