You are here

Vaovao

Tao amin'ny Fiangonana Protestanta tao amin'ny lalana IV Novembra no nankalazana ny fahatsiarovana ny olomangam-pirenena tamin'ity taona ity teto Roma. Natomboka tamin'ny fotoam-pivavahana tamin'ny 2 ora tolakandro izany. Mompera Pierre-Emile no nitarika ny fotoana ary M. Dany kosa no nizara ny... tohiny
Manasa antsika hanatrika ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fampirantiana mitondra ny lohahevitra " Lo spettacolo della Natura " ao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali, via Giolitti 36, ao Torino ny zoma 8 martsa amin'ny 5 ora sy sasany hariva. Marihina fa misy Sampana manokana momba... tohiny

FISAORANA Ny Fikambanana G.T.M. dia misaotra be dia be anareo rehetra tonga nanotrona ny Fankalazana ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY TENIN-DRENY tao BORGOSESIA (VC) tamin'ny Asabotsy lasa teo. Nahavelom-bolo ary nampihetsi-pò tokoa ny fahatongavanareo (na ny lavitra na ny akaiky) sy ny... tohiny

Au bout de 5 mois ensemble, où la santé de notre Princesse Joséphine était au centre de nos journées et de nos soirées, nous voici tous incapables de nous rendre à l’évidence que notre vaillante combattante a tiré sa révérence et a pris son envol pour un monde meilleur. Comment oublier maintenant... tohiny

Ny Fikambanana G.T.M. dia faly manasa ny Vehivavy Malagasy rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao Settimo Milanese (MI), ny Asabotsy 9 Marsa 2013, hihaonana amin'ny Mpisolovava RITA SOLARI, izay hanazava momba ny zon'ny vehivavy sy ny lalàna rehetra miaro azy. Toy ny fanaontsika ihany: iangaviana ny... tohiny

Dada Edmond Ravelomanantsoa miaraka amin'ireo zanany aman-jafiny : Edmée, Jean Hervé sy Voahangy sy ireo zanany, Rick Dieudonné sy Mireille sy ny zanany, Josette sy Brice, Mamy sy Holy sy ireo zanany, ny fianakaviana manontolo eto Roma sy aty ampitan-dranomasina ary any Madagasikara, dia niangavy... tohiny

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa ramatoa RAVELOMANANTSOA Jeanne Marguerite Clémentine, teraka RAHARISOARIVELO RANAIVOSON dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy anio 1 febroary 2013 teto Roma. Hoy ny vadiny : RAVELOMANANTSOA Edmond. ny... tohiny

Ny Fikambanana G.T.M. dia nanokana ny alin'ny Asabotsy 23 Febroary 2013 - roa andro aorian'ny daty ofisialy - mba hankalazantsika miaraka Ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenin-dReny . Noho izany dia asaina isika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga ao Borgosesia (VC) , Via Marconi 1, hanatrika ny... tohiny

Tamin'ny Asabotsy 15 Desambra 2012 tany Val d'Aosta dia nisy solontenan'ny G.T.M. nanatrika ny fampisehoana sary "Sotto il grande cielo del Madagascar" izay nokarakarain'i Enrico sy Maria. Nahavariana sy nahatalanjona anay ny fahaizan'ny mpianatry ny Sekoly "Turistico - Saint Vincent" manazava... tohiny

Il y avait bien deux mois de cela, nous avons lancé une chaine de solidarité auprès de facebook et de notre site "Malagasy eto Italia" pour sauver Joséphine, ce bébé d'un an et demi malade de rétinoblastome, un cancer de la rétine qui atteint surtout les enfants entre 1 à 5 ans. Les parents de... tohiny

Manentana antsika rehetra hanohana an'i Jean Christian RANDRIAMALAZA , tompondakan'i Afrika eo amin'ny latsaky ny 75 kg, tompondaka erantany eo amin'ny latsaky ny 70 kg eo amin'ny sehatry ny boxe chinoise mandritra ny "Championnat du monde de SANDA PRO WTKA – BOXE CHINOISE PLEIN CONTACT , PWKA de... tohiny

Takelaka