Nampita ity hafatra ity ny masoivompirenentsika eto Roma fa mila fanamboarana ny trano ka toy izao ny tolotr'asa ho an'ireo izay mety ho liana amin'izany.

FANASANA
FOTOAMPIVAVAHANA PROTESTANTA AMIN’NY TENY MALAGASY
ATAO ETO ROMA NY ALAHADY 3 AOGOSITRA HANASANA ANTSIKA REHETRA,
TARIHIN’ NY MPITANDRINA MALAGASY AVY ANY GRENOBLES : RAMAHERIJAONA Jean Teddy
Toy izao ny fandaharam-potoana :
9:30 Fotoam-pivavahana mahazatra ao am-piangonana iarahana amin'ny communauté francophone
12:00 Fiaraha-misakafo arahina dinidinika. Samy mba mitondra izay sakafo sahaza azy.
15:00 Fotoam-pivavahana amin’ny teny Malagasy arahina fandraisana ny fanasan’ ny Tompo.
17:00 Fitsidihana ny tanàna miaraka amin’ ny Mpitandrina
Fanamarihana :
Ny toeram-pivavahana dia atao ao amin’ ny Fiangonana Valdese Via IV Novembre, 107
Ny sakafo atoandro sy ny zava-pistro dia hanentanana antsika rehetra mba samy hitondra.
“Fa ianao kosa dia mahareta amin’ izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao satria fantrao izay nampianatra anao izany. Amen”

Ny zoma 27 jiona amin'ny 11 alina no voarainay ity fiantsoana ity ka mba ampitampitao ihany ho an'izay tratra antso
FANITSIANA : 28 JIONA fa tsy febroary araka ny fiantsoana etsy ambany.

Misaotra ny rehetra izay hampitampita ity hafatra avy amin'ny Mpiandraiki-draharaha eto Roma ity amin'ny handalovan'ny Filohampirenena eto amintsika ny zoma 27 ka hatramin'ny alatsinainy 30 jiona ho avy izao.

Indro atolotra antsika eto ny fanasana sy ny fanazavana rehetra momba ny "Giornata del Madagascar", andiany fahaefatra, izay hatao any Trento amin'ity indray mitoraka ity, ao amin'ny Museo delle Scienze "Muse", corso del Lavoro e della Scienza 3, TN.

*************************
Noho ny fankalazana ny faha54 taona ny Fahaleovantenam-pirenena, Ramatoa RATSIMBAZAFY Josiane, Mpiandraiki-draharaha, sy ireo Mpiara miasa aminy rehetra eto amin'ni Masoivohon'i Madagasikara eto Italia dia faly manasa antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka eto Italia mba ho tonga hiaraka hifaly sy hitotorebika ny Asabotsy 28 jona 2014 manomboka amin'ny 6ora hariva ao amin'ny Ambasady.
Fitafiana mihaja.
________________________
FANDAHARAM-POTOANA NY ASABOTSY 28 JONA 2014
- 6 ORA HARIVA: FOTOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA TARIHIN'NY FFKM ETO ROMA EO AMIN'NY TOKONTANY MALALAKIN'I AMBASADY.
- 7 ORA HARIVA: FAMPAKARAN-TSAINA SY TENY FOHY.
- 7ORA SY SASANY HARIVA: COCKTAIL
- 8 ORA ALINA: FIARAHA MISAKAFO SY TOTOREBIKA.
- 11 ORA SY SASANY ALINA: FAMARANANA NY LANONANA.

Ny fikambanana TE.FY dia faly manasa anareo tapaka sy namana hiara-mikorana amin'ny alahady 15 jiona 2014 amin'ny 1 ora ao Lepanto, via Pompeo Magno 25.
Misy sakafo sy zava-pisotro isan-karazany amin'izany (sakafo nahandro malagasy)
Fandraisana anjara 10 euro.
Mirary ny fahatongavanareo maro, ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo.
Basile: 3667086100
Fidel: 333410625
Misaotra mialoha anareo rehetra
INVITO
Noi gruppo TE-FI (Terak'i Fianarantsoa) vi invitiamo ad una giornata di fratellanza il giorno domenica 15 giugno 2014, ore 13.00 in Lepanto via Ponteo Magno 25.
Gioiremo insieme e la partecipazione è di 10 euro compreso pranzo tradizione malgascia e bevanda.
Siamo grati della vostra presenza

Ao anatin'ny fiaraha-miasa amin'ny Tetezana Madà, ny fikambanana Seniores ITALIA (Partner per lo Sviluppo Onlus) dia mikarakara fety fiaraha-mientana hanampiana ara-bola ny tetikasa "Ny bokiko no tokiko, arovako fa lovako".
Io tetikasa io dia mikasika indrindra ilay tranomboky mandehandeha (Bibliotèque mobile), isay mitondra boky mifindrafindra toerana mba hahafahan'ny ankizy eny amin'ny faritra mahantra mahazo ny anjarany amin'ny famakiana boky.
Ny fotoana dia ny asabotsy 7 jiona amin'ny 4 ora tolakandro
Ao amin'ny “Villa Santa Rita”
Via Tommaso Arcidiacono n°200
Zona Fonte Meravigliosa/Vigna Murata
Ny fandraisana anjara dia 5 Euro.
Hafanain'ny Tarika KAMEMA
http://seniores-sedelazio.weebly.com/
Tel. : 06 4819540/ 06 4819541
e-mail: info@senioresitalia.it