You are here

Vaovao

Hatao etsy amin'ny Piazza di San Giovani in Laterano amin'ny alahady 18 mey ho avy izao indray izany ny andiany faha-23 amin'ny Festa dei Popoli. Efa an-taona maromaro no nandraisan'i Madagasikara anjara tamin'izy ity, ary mbola tsy diso anjara ihany isika amin'ity indray mitoraka ity ka manasa... tohiny
Ny Fikambanana ara-kolotsaina "Mondo Gondwana" ao Brescia, izay ahitana solontenan'i Madagasikara, dia manasa ny rehetra, indrindra isika any amin'ny tapany avaratr'i Italie amin'ny andro iray atokan'izy ireo hanandratana ny kolotsaina sy taozavatr'ireo firenena mitambatra ao amin'ny Fikambanana... tohiny

Ampitampitao ho an'ny rehetra fa ny sabotsy 24 mey 2014, hanomboka amin'ny 9 ora alina dia hisy korana sy fampisehoana hahitana an'i WAWA izay karakarain'ny Fikambanana "Gasy Tsy Manavaka" ao via Sesia 10, Rozzano (Milano). Iangaviana izay ho avy mba hampandre mialoha amin'ny laharana : 339 88 20... tohiny

Ny Antoko Mpihira Victoire Rasoamanarivo Roma Ho fanohanana ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma dia manasa anao hanatrika ny Antsam-panahy arahin-tsakitsaky ny alahadin'ny sampakazo 13 aprily 2014 amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro . ao amin'ny Istituto Sacro Cuore, Via di Val... tohiny

Am-pifaliana no hanasan'ny Fikambanana Fraternità Malgascia antsika hiara-hikorana eny amin'ny Selva Nera/Casalotti, via Gabriele degli Esposti 93, amin'ny alatsinain'ny Paka, araka ity fanasana eto ity. Mifampilazà dia tongava maro.tohiny

Ireo izay maniry handray anjara amin'ny lalao kitra MONDIALIDO fanao isan-taona eto Roma dia hiangaviana mba ho tonga eny amin'ny Campo sportivo, via lago santo 23 , amin'ny alahady 16 martsa izao amin'ny 3 ora tolakandro tsy diso . Aorian'ny fanazaran-tena dia hisy fivoriana ho an'izay mazoto... tohiny

Ho antsika eto Roma sy ny manodidina, hisy fialamboly hanasana antsika ity amin'ny alatsinain'ny Paka 2014 ity. Izany dia hatao eny amin'ny pizzeria Re Grano eny Vitinia, via Lago Santo, 23 . Amin'ny 9 ora sy sasany maraina no hifamotoanana eny. Samia mivatsy sakafo sy tsakitsaky isankarazany,... tohiny

Amin'ny Finoana ny Fitsanganana amin'ny maty no hampandrenesana antsika fa nody any amin'ny Ray ny alatsinainy 3 febroary 2014 ny mpanompony Charles RAJAOBELINA Hoy : - ny vadiny : Jeanne Rajaobelina - ny zanany : Luciano Rajaobelina mivady sy ny zanany, Alessandro Torzoni mivady sy ny zanany. Toky... tohiny

Amin'ny alahady 12 janoary 2014 no atao ny fifampiarahaban'ny Malagasy rehetra eto Roma nahatratra ny taona ka eny amin'ny fiangonana Santa Maria Ausiliatrice no anaovana izany. (Piazza Santa Maria Ausiliatrice 54 - via Tuscolana). Hanomboka amin'ny 11 ora sy sasany ny fotoam-pivavahana iraisam-... tohiny

Ny Malagasy monina eto Roma sy ny manodidina na anaty fikambanana na tsia dia hiaraka hilanonana ao amin'ny ambassade malagasy hitsena ny taona vaovao. Tsy misy mikarakara manokana fa samy efa nandray sy mandray izay vitany sy izay tandrify azy. Ao ny manomana ny mozika, ao ny hanentana, ao ny... tohiny

Ny fikambanan'ny vondron'ny vehivavy ao amin'ny "Communauté Protestante Francophone" eto Roma dia manasa antsika rehetra hanatrika ny bazary izay hataony ny 1 desambra 2013 ho avy izao manomboka amin'ny 1 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Via Firenze 38 Roma. Sakafo malagasy sy afrikanina no ho... tohiny

Takelaka