You are here

Fifampiarahabana tratry ny taona 2014

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 30/12/2013 - 00:14

Amin'ny alahady 12 janoary 2014 no atao ny fifampiarahaban'ny Malagasy rehetra eto Roma nahatratra ny taona ka eny amin'ny fiangonana Santa Maria Ausiliatrice no anaovana izany. (Piazza Santa Maria Ausiliatrice 54 - via Tuscolana). Hanomboka amin'ny 11 ora sy sasany ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana.

Hisy ny fifampizaràna sakafo sy korana kely toy ny mahazatra. Marihina fa samy mba mitondra sakafo izay zakany koa amin'io.

Ny fomba hahatongavana eny amin'io toerana io, raha mandray Bus 85 eo Piazza Venezia dia miala eo anoloan'ny fiangonana mihitsy. Raha mandeha Metro A dia miala eo Furio Camillo na Colli Albani

Mappa: http://goo.gl/maps/efmwM