You are here

Fampisehoana ataon'i WAWA ao Milan

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 28/04/2014 - 16:54

Ampitampitao ho an'ny rehetra fa ny sabotsy 24 mey 2014, hanomboka amin'ny 9 ora alina dia hisy korana sy fampisehoana hahitana an'i WAWA izay  karakarain'ny Fikambanana "Gasy Tsy Manavaka"  ao via Sesia 10, Rozzano (Milano).

Iangaviana izay ho avy mba hampandre mialoha amin'ny laharana : 339 88 20 892