You are here

Vaovao

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia
nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45.
Rahampitso Asabotsy 28 Mai 2011 amin'ny 3 ora hariva no atao veloma farany ao
amin'ny La Chapelle ny Soeurs de Saitn Jean Baptiste - Via del Casale di San
Pio V n° 1
- 00165 ROMA RM. Tel 06-6638977

Misaotra anareo miombon-kalahelo aminay.

Ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro" dia manasa antsika hanatrika ny valandresaka mitondra ny lohahevitra "Italia - Africa, la povertà si vince insieme" izay hifanaovana amin'' i Père Pedro izay handalo eto Roma amin'ny alarobia 8 jiona amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Paroasy San Frumenzio, via Cavrilia 8bis, Roma. 

Handray anjara amin'izany ihany koa i Franco Pittau, tompon'andraikitra ao amin'ny Dossier Statistico Immigrazione per la Caritas di Roma.

Aorian'ny valandresaka dia hisy fiarahana miala  hetaheta atolotry ny Fikambanana.

père Pedro

Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII izay handraisan'i Madagasikara anjara. Nahafinaritra ny fizotrany ka misaotra ny rehetra afaka nanatrika izany. Misaotra ny Tetezana Onlus nikarakara ny stand nampahafantarana an'i Madagasikara, ary misaotra ireo nitondra sakafo (nems, sambos, mofo baolina, vary sy laoka, zava-pisotro isan-karazany) fa tsy nitsanga-menatra ny Firenentsika.

Nahafinaritra ihany koa ny nentin'ny mpanentana nanolotra ny ekipantsika : "Madagascar, la squadra la più simpatica, eccoli con loro sorrisi..."

Ny sary tamin'izany dia efa azo jerena ato amin'ny tahirintsary.

Hanomboka izany ny fifanintsanana ka toa izao ny fandaharampotoana :

Mondialido 2011 Mondialido 2011 Mondialido 2011 Mondialido2011

Arak'io dia ny talata 24 mey amin'ny 9 ora  alina i Madagascar no hifandona amin'i Ecuador, ny alahady 29 mey amin'ny telo ora tolakandro hihaona amin'ny Republique Dominicaine ary alakamisy 2 jiona amin'ny telo ora tolakandro (andro fety io) no hiady amin'i Paraguay.

Tongava maro hihoby sy hanohana ary !!!

Amin'ny sabotsy 21 mey ho avy izao ny kiririoka voalohany hanombohana ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII, hiadiana ny "Amboaran'ny Filohan'ny Repoblika"

Tsy eny Ostia toy ny mahazatra no hanaovana azy amin'ity indray mitoraka ity fa eny amin'ny Stadio Centro Sportivo Spes Artiglio, via Boemondo, manatrika ny Stazione Tiburtina, ny 22 mey ka hatramin'ny 26 jiona.

Firenena 24 no handray anjara amin'zany : Afghanistan, Bangladesh, Cameroun, Cap Vert (efa nandrombaka ny Amboara in'efatra izay), Cité du Vatican, Congo, Ecuador,
Ethiopie, Japon, Irlande du Nord, Italie, Madagascar, Moldavie, Paraguay, Perou,
Pologne, Roumanie, Somalie, Espagne, Sénégal, Tunisie ary Ucraine, ao ihany koa ny Sans Frontières, solontenam-paritra isan-tsokajiny ao amin'ny Caritas
diocesana.

Ny lanonana fanokafana kosa dia hatao etsy amin'ny Stadio Alfredo Berra, (ex-Stadio Eucalipti) Via Giuseppe Veratti (viale Marconi) hanomboka amin'ny 10 ora sy sasany maraina. Tontolo andro izay hampafahantarana ny mombamomba ireo firenena mandray anjara eo amin'ny lafin'ny kolotsaina sy vakoka, eo amin'ny sakafo mampiavaka ny tsirairay, rindran-kira, valandresaka, lalao fanitaran-tsaina ho an'ny ankizy, sns.

Isan'ny  mahafaly dia handray anjara hitondra ny fanevan'i Madagasikara amin'io ny Fikambanana Tetezana Onlus ka ao ambany alokaloky ny Stand tazonin'izy ireo isika no hifanome fotoana. Tongava maro, ento ny namana sy tapaka, ilazao ireo izay tsy tratra antso, mitondrà vatsy na zava-pisotro hifampizarana raha misy terem-panahy satria ny tontolon'ny andro isika no hiaraka ao fa sady hanotrona indrindra indrindra ny Ekipantsika amin'ny matso ataon'ireo mpandray anjara rehetra.

Toa izao ny fandaharam-potoana amin'io andron'ny 21 mai io :

Volantino Apertura

Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Italia dia faly mampandre sy manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny andron'ny 29 mars 1947 dia hotanterahina ny Alahady 27 mars 2011 ho avy izao amin'ny 4 ora tolak'andro, ao amin'ny Via del Quirinale, 23 eto Roma (eny amin'ny Fikambanan'ny Trinitera)

Aorian'ny fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-miala hetaheta koa iangaviana ny tsirairay mba HIVIMBINA sy HIOMANA ny amin'izany, satria iaraha-mahalala fa marefo ny teti-bola eo am-pelatànan'ny FFKM.
 
Dia misaotra mialoha Tompoko, ary manantena ny fahatongavantsika maro!
 
Ny Komitin'ny FFKM eto Roma.

Mifampilazà dia tongava maro.

serataGTM

Mifampilazà dia tongava maro.

serataGTM

Namoaka raki-kira antsary vaovao mitondra ny lohateny hoe "Demi-Soleil" ny mpanakanto iray avy any Madagasikara antsoina hoe R.J na 13-1 izay andraisan'i Olga del Madagascar anjara. I Olga del Madagascar dia Malagasy avy eto Italia ka mahafaly anay ny mampahafantatra anareo ny fisian'izany VCD izany. Ho an'izay maniry hividy dia afaka miantso an'i Andry ao amin'ny Association Tetezana amin'ny tel. 3471432921 na koa amin'ny email andry@tetezanaonlus.org. Misy hira roa santionany izay atolony ho antsika, indrindra amin'ity andron'ny St. Valentin ity.

Ny Fikambanana VIDES dia manolotra fiofanana maimaim-poana amin'ny lafiny fitantanan'asa ho antsika mpifindra monina eto Roma :

vides

Oratorio San Luigi, Via Ormea 4 Torino (TO)

manomboka amin'ny 9 ora alina ka mandra-maraina.

Fandraisana anjara : * 20 euro ho an'ireo tsy mambran'ny Fikambanana MA.MI,

* fitia tsy mba hetra ho an'ireo mpikambana.

mamiFR

Noi, della Fraternité Malagasy,
siamo lieti di invitarvi il 31.12.2010 alla festa di capodanno che si
terrà in via prato corazza n.60 a Cesano di Roma, dalle ore 19h fino all'alba.

Programma:

19h Inizio
20h-21h30 Cena(in prezzo del biglietto inclusa)
21h30-alba Divertimento e ballo

La cena e inclusa nel prezzo del biglietto.
Brochettes,tsakitsaky e bevande(fuori cena) esclusi

"Mangeremo,balleremo e accogleremo l'anno nuovo 2011, INSIEME...come FRATELLI..perchè LO SIAMO"

Recapiti telefonici:

Kada Ernest: 3393321906
Pascal: 3482791225
Jimmy Rajirison: 3387679064
Didine: 3407797162

"VI aspettiamo numerosi"

Takelaka