You are here

Valandresaka hifanaovana amin'i Père Pedro.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 23/05/2011 - 09:34

Ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro" dia manasa antsika hanatrika ny valandresaka mitondra ny lohahevitra "Italia - Africa, la povertà si vince insieme" izay hifanaovana amin'' i Père Pedro izay handalo eto Roma amin'ny alarobia 8 jiona amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Paroasy San Frumenzio, via Cavrilia 8bis, Roma. 

Handray anjara amin'izany ihany koa i Franco Pittau, tompon'andraikitra ao amin'ny Dossier Statistico Immigrazione per la Caritas di Roma.

Aorian'ny valandresaka dia hisy fiarahana miala  hetaheta atolotry ny Fikambanana.

 

père Pedro