You are here

Vaovao

Izahay mirahalahy, skolastika ao amin'ny Fikambanan'i Jesoa, dia faly manasa antsika Malagasy rehetra sy ireo tapaka sy namana monina eto Italia mba hiara-hiombom-bavaka aminay amin'izao firosoana amin'ny Laharana maha-Diakra izao. Ny Sorona Masina dia atao ny Talata 25 Martsa aorian'ny Paka amin'ny 4 Ora ao amin'ny Chiesa del Gesù. Marihina fa aorian'ny Sorona Masina dia mbola hisy fiarahantsika miala-hetaheta sy mikorana kely ao tokontany malalaky ny Kolejy.
Misaotra mialoha

ANDRIAMITANTSOA Roger Pascal sj
SONDROBELONA Nicolas sj

Hatao amin'ny alahady 9 marsa tontolo andro ho avy izao ny Fiatahana masina (recollection) karakarain'ny Paroasy malagasy Victoire Rasoamanarivo.

Toa izao fandaharam-potoana amin'izany :
  1. Fahatongavana sy fanombohana amin'ny 9h30, ao amin'ny Collège Bellarmino misy ny paroasy katolika ihany
  2. Hisy fampianarana roa sosona (maraina sy tolakandro), ary fiaraha-midinika sy fiomanam-panahy amin'ny Paka.
  3. Ny Sorona Masina dia amin'ny ora mahazatra ihany (10h30).
  4. Samy mitondra sakafo antonony izay hifampizarana amin'ny antoandro.

Hisy solontena 2 avy amin'ny Vicariato di Roma ho avy hitsidika sy hamangy antsika koa amin'io andro io, ka dia tena zava-dehibe loatra io fihaonana io. Ka dia asaina daholo isika mianakavy, indrindra ny lahika mba ho tonga maro amin'izany, ary manolotra ny fisaorana antsika rehetra.
 
(Nampitain'ny Père Patrick)

Aina nafoy, tanàna sy fonenana rava, rano miakatra no takaitra navelan'ny rivo-doza Ivan tany an-tanindrazana, raha tafiditra tany amin'ny faritra atsinanan'ny Nosy izy tamin'ny 17 febroary teo.

Ny 17 febroary teo no niditra tany amin'ny faritra atsinanan'ny Nosy ny rivo-doza Ivan.

Efa nivoaka any an-dranomasina izy io saingy mavesatra dia mavesatra ny vokatry ny fandalovany tao Sainte-Marie, Fénérive-Est, Vavatenina, Amparafaravola, Ankazobe, Tsiroanomandidy, Mahabo, Morondava ary Morombe. 

(ny Filoha Ravalomanana tany Toamasina)

Nisy ny aina nafoy ; ny tanànan'i Sainte-Marie araka ny vaovao voaray dia rava teo amin'ny 95%.

Ao Antanananarivo moa dia vaky ny fefilohan'Ikopa sy Sisaona ary Mamba noho ny orana be loatra nentiny, ka tondraka ny rano, ary an'arivony ny tsy manan-kialofana.

Izahay eto amin'ny "www .malagasy.it" dia maneho ny fiarahanay ory amin'ny fianakavian'ireo namoy havana ary miray fo sy saina amin'ireo Malagasy havana, tapaka sy namana any an-tanindrazana amin'izao loza mihatra izao.

Misy loharanom-baovao vitsivitsy ireto azo jerena sombintsombin'ny takaitra navelan'i Ivan ("Ivan le terrible" tokoa ve?)

Jereo eto

Takelaka