You are here

Vaovao

Toa izao indray ny fiovana misy eo amin'ny zotra Air Madagascar amin'ity taona ity.

Ny zotra avy ao Milan mandeha Antananarivo mandalo Nosy Be dia manomboka amin'ny 01 Mey 2008 - 31 Mey 2008 sy 31 jolay 2008 - 11 septambra 2008

Ny zotra mandroso dia miainga ao Milan ny alakamisy amin'ny 18.30 ary ny miverina dia alakamisy ihany amin'ny 7.30 maraina.

Misy koa moa ny zotra Air-Madagascar avy any Paris sy Marseille

Ankoatra izany, ny AIR ITALY (Jereo eto ) koa dia manome tolotra tsara raha ho any Nosy Be. Soava dia daholo ary.

Ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana sy fifampiarahabana tratry ny Taona Vaovao 2008 fanaon'ny Malagasy eto Roma isan-taona dia hatao ny Alahady 27 janoary ao amin'ny Pontificio Collegio San Pietro Apostolo, via delle Mura Aurelie 4.

Ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana sy fifampiarahabana tratry ny Taona Vaovao 2008 fanaon'ny Malagasy eto Roma isan-taona dia hatao ny Alahady 27 janoary ho avy izao. Ny toerana dia ao amin'ny "Pontificio Collegio San Pietro Apostolo", via delle Mura Aurelie 4 (ambonin'ny Gianicolo), (tsara miomana mialoha amin'ny fivezivezen'ny fiara, fa Domenica a piedi manomboka amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny 5 ora hariva hoe io).Ny làlana http://maps.google.it/maps?f=q&hl=it&geocode=&time=&date=&ttype=&q=Viale...(Lazio)+(Lazio)&sll=41.008089,16.726911&sspn=3.689057,7.470703&ie=UTF8&ll=41.89592,12.459183&spn=0.014215,0.029182&z=15&iwloc=addr&om=0
 
Ny fandaharam-potoana dia toy izao :
- fahatongavana : manomboka amin'ny 10h30.
- 11 h : fanombohan'ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana. Homarihina manokana amin'izany ny faha-100 taonan'ny Herinandro fiaraha-mivavaka ho an'ny Firaisam-Pinoana amin'ity taona 2008 ity ka hisy fihetsika manokana : hisy fizaràna Labozia isan'olona eo am-baravarana izay harehitra mandritra ny Fiekem-Pinoana manetriketrika ; hisy koa fizarana Valopy hanaovana RAKI-DEHIBE eo am-baravarana izay hasiana ny rakitra haterina mitsangana amin'ny fotoanany. Dia entanina ny rehetra mba hanomana fahafoizana ho fankasitrahana ny fahasoavana azontsika tamin'Andriamanitra nandritra ny taona teo sy ho fanohanana ihany koa ny adidy samihafa miandry ny fiombonantsika kristianina Malagasy amin'ity taona ity.
- 12h30 : fiaraha-misakafo sy korana. Iangaviana am-pitiavana isika rehetra mba hivimbina izay sakafo hifampizaràna araka ny efa mahazatra antsika.

Koa dia iangaviana mba samy hifampilaza sy hifampitaona ny reehtra, noho ny fahateren'ny fotoana nanomanana ka nahatara koa ny filazana. manantena antsika ho tonga maro

Toy izao no fandaminana amin’ny fandehanantsika mianakavy any Ercolano Napoli amin’ny sabotsy 26 janoary izao :

FANDEHANANA   ANY   ERCOLANO   NAPOLI   26.01.08 

Toerana handraisana ny car pullman :

eo anoloan’ny tranon-dry Masera Ospedaliere della Misericordia VIA LEMONIA 227.

Ny fomba hahatongavana any dia : maka Metro A direction Anagnina dia miala fermata Giulio Agricola (20mn eo raha avy eo Termini), dia mivoaka mandeha tongotra manaraka ny viale Giulio Agricola ihany mankeny amin’ilay Fiangonana be san Policarpo ery amin’ny farany ery, dia mivily miankavia manaraka ny via Lemonia. Azo hapetraka ao amin’ny tanànan-dry Masera  ny fiara madinika dia halaina ao indray rehefa tonga ny hariva.

Ora fahatongavana : 7h15 (via Lemonia 227)

Ora fiaingàna : 7h30

Mandritra ny dia mandroso dia hisy fotoana hanaovana famerenan-kira fanomanana ny Sorona Masina. Hisy koa fampahafantarana tsotsotra ireo tanàna izay holalovana amin’ny maha-fitsangatsanganana azy.  

10h30 : fahatongavana any Ercolano

11h : fanombohan’ny Sorona Masina hanaovan’i Sr Clarisse ny Fanokanan-tena mandrakizay amin’ny maha-Relijiozy azy.  

Aorian’ny Lamesa (12h30 eo ho eo) dia hisy fiaraha-misakafo sy korana ao amin-dry Masera.  

Ny fandraisana anjara amin’ny saran-dalana mandroso sy miverina dia 13 euro isan’olona maka seza iray. Tsy mitondra sakafo antoandro izany fa efa any an-toerana no karakaraina.  

Kendrena ny hiverenana eto Roma amin’ny 7 ora hariva farafahatarany.  

Koa iangaviana isika mba hifampita izao fandaharam-potoana izao. Ary indrindra samy ho MARI-POTOANA amin’ny fahatongavana sy fiaingana ny maraina. Misaotra mialoha.

Takelaka