You are here

Vaovao

Ireo Fikambanana manao asa soa any Madagasikara : Tetezana, MAIS, Amici di Padre Pedro ary Gialuma dia manasa antsika ny talata 20 mey (17h-20h) ao amin'ny Città dell'Altra Economia (Testaccio).

Ny Fikambanana Tetezana miaraka amin'ireo Fikambanana telo hafa manao asa soa any Madagasikara : "MAIS", "Amici di Padre Pedro " ary "Gialuma " dia manasa antsika hanatrika ilay hetsika karakarain'izy ireo amin'ny talata 20 mey 2008, amin'ny 5 ora tolakandro ka hatramin'ny 8 ora alina ao amin'ny Città dell'Altra Economia - Campo Boario, largo Dino Frisullo (Testaccio).

Izany hetsika izany dia entina hanohanana ireo tetikasa tontosain'izy ireo any Madagasikara.

Hisy araka izany ny fampisehoana sary sy horonantsary, hira sy mozika malagasy ary resadresaka momba ny toe-draharaha sy ny fiainana ankehitriny any Madagasikara.

Manantena ny fahatongavantsika Malagasy maro ary mamporisika ny rehetra amin'ny fampandrosoana ireo hetsika entina hanohanana an'i Madagasikara, indrindra amin'izao fotoan-tsarotra lalovan'ny ankamaroan'ny vahoaka any izao.

Misaotra betsaka

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i

Andry : 347- 1432921

na mitsidika ny vohikalan'ny Tetezana Onlus .

Ascoli-Piceno no faritra voalohany notsidihan'ny ambasadaoro malagasy vaovao, andriamatoa Razafy-Andriamihaingo Jean Pierre, izay voatendry hitantana ny masoivohontsika eto Italia iray volana mahery kely izay.

Ascoli Piceno no faritra voalohany notsidihan'ny ambasadaoro malagasy vaovao, andriamatoa Razafy-Andriamihaingo Jean Pierre, izay voatendry hitantana ny masoivohontsika eto Italia iray volana mahery kely izay.

Fiaraha-miasan'ny faritr'i Ascoli-Piceno sy Madagasikara eo amin'ny fambolena "jatropha" (hazo manome menaka azo ahodina ho angovo), no nodinihina tamin'io andro alarobia 30 avrily 2008 io, izay heverina fa santatra am-bavarano ihany amin'ny fiaraha-miasan'ny roa tonta fa ny manetsa be mbola ho avy.

Nanatrika izany dinika niarahan'andriamatoa ambassadaoro sy Massimo Rossi, filohan'i faritra Ascoli-Piceno, izany ihany koa ny filoha lefitry ny faritra, Emidio Mandozzi sy ny assesseur ao amin'ny "Protezione Civile", Luigi Baiocco.

Vaovao nalaina tao amin'ny gazety Sambenedetto Oggi .

Dia an-kafaliana tokoa no isaoranay anareo rehetra tonga nanotrona sy niombom-bavaka tamin'ny fanamasinana anay mirahalahy ho diakra ny 25 Marsa 2008 lasa teo iny.

Tsy nahatsiaro ho irery izahay fa nanan-kavana, tapaka sy namana nanotrona, misaotra eram-po eran-tsaina fa indrindra eram-panahy ; tsy fidina tsy avahana na ireo tsy tonga nefa naniry, ka tsy afaka noho ny antony maro samy manana ny azy. Ny fiombonam-bavaka nataonareo dia efa zava-dehibe ho anay ary tena tsapanay sy renay tokoa izany tao

am-ponay.

Ny Andriamanitry ny fiadanana anie no hamaly sy hameno hafaliana lalandava ny fiainanareo ary koa hitantana ny dianareo isam-baravarana.
Misaotra, misaotra, misaotra.
Fr. Nicolas sy Fr. Pascal (sj)
 
(ny sary nandritra ny andro fanokanana ho diakra sy ny ampitso nandritra ny sakafom-piavanakaviana niarahan'ny fianakavian'ireo Diakra vaovao sy ny Fikambanan'i Jesoa dia azo jerena ao amin'ny tahirintsary.)

Takelaka