You are here

Vaovao

Vaovao mahafaly ho an'ireo Samaritana tsara fanahy nandray anjara tamin'ny fanampiana ilay zaza nanana takaitra hatrany an-kibon-dreniny tany Mahajanga.

I Jean sy Bako RAZAFINDAMBO, izay zoky ray aman-dreny niara-dàlana taminay hatrany am-boalohany, no indraminay hanantitra ny fisaorana sy fankatelemana anareo rehetra namaly ny antso avo nataonay teto tamin'ny 23 mey 2008, na tamin'ny vola aman-karena natolotrareo, na tamin'ny vavaka nitrotronareo an'i Kamba, na tamin'ny iray minitra isan'andro nahatsiarovanareo sy nirarianareo soa ho azy.

Mitombo fahasalamana tokoa izy ao, araka ny vaovao voaray isan'andro. Mahavelom-bolo ny firaisan-kina nasehon'ny rehetra, na ireo namana tsy mifankahalala afa-tsy eto amin'ny tontolo virtoaly, na ireo nifankahalala noho ny fitiavana an'i Kamba, ary ireo nahafoy fotoana, vola sy harena, namangy, niantso an-taribihy, nitondra vatsy hatrany ary nankahery azy mianakavy kely nanomboka ny andro voalohany nahatongavan'izy ireo tao Antananarivo ka hatramin'izao hakatoky ny hodian'izy ireo any Mahajanga izao.

Fisaorana manokana ho an'i Diana, izay nasesiky ny vintana tokoa hifanena amin'i Kamba sy ny reniny, fa nahatana ny toky nomeny izy dia ny hanao izay fara-heriny hitady vaha-olana hitsaboana ilay zaza.

Fisaorana lehibe ho an'i Prof. Clément Andriamamonjy sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky ao amin'ny sampana "Neuro-chirurgie" ao amin'ny Hopitaly Joseph Ravoahangy-Andrianavalona ao Ampefiloha, Antananarivo, tamin'ny nanatontosan'izy ireo tam-pitiavana sy fanetren-tena ny adidy lehibe nankinina tamin'izy ireo.

Ny renin'i Kamba sy ny fianakaviana moa dia nindrana an'i Jean sy Bako hisaotra anareo rehetra amin'izay vitanareo, ka azonareo jerena ao amin'ny pejy amin'ny teny frantsay na amin'ny teny italiana izany fisaorana izany.

Misaotra, mankasitraka, mankatelina.

Andry, Rondro ary Hery,

mpikarakara ny vohikala "Malagasy eto Italia".

Ny filohan'ny Masoivoha malagasy eto Italie Andriamatoa Jean Pierre RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO sy Ramatoa vadiny dia faly manasa ny malagasy hankalaza ny faha 48 taonan'ny Fahaleovantenan'ny Madagasikara ny Alakamisy 26 Jona manomboka amin'ny valo ora hariva.

Ny filohan'ny Masoivoha malagasy eto Italie Andriamatoa Jean Pierre RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO sy Ramatoa vadiny dia faly manasa ny malagasy rehetra tsy ankanavaka hankalaza ny faha 48 taonan'ny Fahaleovantenan'ny firenentsika ny Alakamisy 26 Jona manomboka amin'ny fito ora sy sasany hariva.
Izany dia hatao ao amin'ny Via Riccardo Zandonai, 84/A toerana misy ny Masoivohantsika eto Roma.
Manantena ny fahatongavantsika maro ary koa mba hifampilaza raha misy malagasy tsy tratra antso.

Ambasciata del Madagascar in Italia

pdf Communiqué Fete 26 Juin

Nandritra ny fitsidihana nataon'ny Lehiben'ny masoivoho malagasy tany Firenze no nihaonany tamin'ny Filohan'ny mpanolontsainam-paritra, Massimo Mattei, sy ny ho Consul Honoraire ho an'i Toscana, Antonio Lacroce.

Nandritra ny fitsidihana nataon'ny Lehiben'ny masoivoho malagasy tany Firenze no nihaonany sy nitafatafany tamin'ny Filohan'ny Mpanolontsainam-paritra, Massimo Mattei, sy ny ho Consul Honoraire ho an'ny faritr'i Toscana, Antonio Lacroce.

Nasongadin'andriamatoa Mattei tamin'izany fa miisa 3.500 eo ho eo ny teratany malagasy monina any amin'io faritra io ary efa tafatoetra ara-dalàna avokoa izy ireo. "Ny fihaonana toa izao, hoy izy, no hanombohana fiaraha-miasa matotra, ary ny Faritr'i Toscana rahateo dia efa manana fifandraisana iraisampirenena amin'ny alalan'ny fanakambanana (jumellage) manaraka ny zavamisy marina ao amin'ny fivondronana sy ny faritany ary ny firenena any ivelany. Madagasikara dia firenena misondrotra ka izahay koa dia vonona hiara-miasa aminy amin'izay fomba rehetra mahamety izany".

Tamin'izany no nanambaran'ny andriamatoa Jean Pierre Razafy-Andriamihaingo ny hevi-dehibe hoe : "Miara-misalahy ho an'ny teti-piarahamiasa iraisam-pirenena", izay antenaina fa hahabe voho ny fifankatiavana.

Ny Filoha Mattei sy Andriamatoa ambasadaoro

Loharanom-baovao sy sary : News dalle Pubbliche Amministrazioni della Provincia di Firenze

Takelaka