You are here

Vaovao

Ny fikambanan-dry Masera Md. Joany Baptista dia manasa antsika rehetra amin'ny Voady Mandrakizay ataon'ireo masera :

  • Sr. Clarisse Sophie Rasoarilalao
  • Sr. Claudine Rasoanjanahary
  • Sr. Felicia Liva Tiandraza
  • Sr. Hortense Rondro Rasamimanana
  • Sr. Sidonique Maho
  • Sr. Virgina Venty

Izay atao mandritra ny lamesa ao amin'ny Lasapelin'ny "Maison Provinciale" Via del Casale San Pio V n.1 ROMA ny 8 Septambra 2008 amin'ny 6 ora Hariva.

Hisy hira malagasy 4 horedonina mandritra ny lamesa araka ny fangatahan-dry zareo.
Aorian'ny sorona masina dia hisy koranam-pianakaviana hanasany ny malagasy rehetra.

Visualizzazione ingrandita della mappa

Faly manasa antsika Malagasy eto Roma sy ny manodidina, hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny "Centro Baobab", via Cupa 5 (mifanapaka via Tiburtina).

Ny fikambanana "Tetezana Onlus", ny "Namana serasera.org", ny mpikarakara ny vohikala "Malagasy eto Italia", otronin'ireo namana mpiandraikitra ny fikambanana "Averiko" sy "Koinina" izay mandalo eto Roma,

dia faly manasa antsika Malagasy rehetra eto Roma sy ny manodidina, hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny "Centro Baobab", via Cupa 5 (mifanapaka amin'ny via Tiburtina 265 - mifanandrify amin'ny vavahadin'ny cimetière Verano).

Tsy hisy vidim-pidirana amin'io fa izay malala-tanàna sy be fandavan-tena hitondra izay voarimbon'ny tànany kosa dia raisina an-tànan-droa sy hisaorana mialoha.

Mifampilazà noho ny hateren'ny fotoana.
Misaotra betsaka.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso

Andry: 3471432921

Hery: 3387442412

Làlana

Dia tontosa tsara antsakany sy andavany ny voady voalohany nataon'i Sr. Meltine sy Sr. Anna Brigitte tao amin'ny Fiangonan'i SANTI URBANO e LORENZO tao Prima Porta ny alarobia 16 jolay teo. Masera malagasy voalohany ao amin'ny fikambanandry Masera Ancelle del Signore.

Tsotra kanefa nahafinaritra ny fety. Nandritra ny lamesa fankalazana ny "Beata Vergine del Monte Carmelo" no nanaovan'izy ireo ny fanekena voalohany hanompo an'Andriamanitra, ny Fiangonana ary izao tontolo izao. Nandritra ny lamesa dia nandray anjara tamin'ny fihirana ny "Masina Masina" ny Malagasy vitsivitsy tonga teny.

Taorian'ny lamesa dia nisy koranam-pianakaviana fohifohy niarahana tamin'ireo voaasa.

Tahirintsary: Voady voalohany nataon'i Masera Meltine sy Anna Brigitte. (16-Jul)

Takelaka