You are here

Vaovao

Dia tontosa tsara antsakany sy andavany ny voady voalohany nataon'i Sr. Meltine sy Sr. Anna Brigitte tao amin'ny Fiangonan'i SANTI URBANO e LORENZO tao Prima Porta ny alarobia 16 jolay teo. Masera malagasy voalohany ao amin'ny fikambanandry Masera Ancelle del Signore.

Tsotra kanefa nahafinaritra ny fety. Nandritra ny lamesa fankalazana ny "Beata Vergine del Monte Carmelo" no nanaovan'izy ireo ny fanekena voalohany hanompo an'Andriamanitra, ny Fiangonana ary izao tontolo izao. Nandritra ny lamesa dia nandray anjara tamin'ny fihirana ny "Masina Masina" ny Malagasy vitsivitsy tonga teny.

Taorian'ny lamesa dia nisy koranam-pianakaviana fohifohy niarahana tamin'ireo voaasa.

Tahirintsary: Voady voalohany nataon'i Masera Meltine sy Anna Brigitte. (16-Jul)

Ny alarobia 16 jolay izao no hatao ao amin'ny Fiangonan'ny Madonna del Carmelo ao Fontanaluccia ny fahatsiarovana an'i Mompera Dario Asti, Zezoita. Izy dia Missionera Italiana niasa maharitra tany Madagasikara, tany rahateo izy no nohamasinina ho pretra tamin'ny taona 1959.

Tao Ikongo (Fort Carnot) izy no niasa maharitra nandritra ny 15 taona avy eo nifindra tao Vohimarina. Ary nodimandry tamin'ny 23 mey 2007.

Mandritra izao fahatsiarovana azy izao dia misy boky kely izay hozaraina mitantara ny asa nataony tao Madagasikara.

Voady ataon'i Masera Meltine RAZANAMAHASOA sy Anna Brigitte RAFARAMANANA amin'ny alarobia 16 jolay amin'ny 6 ora sy sasany hariva ao Paroasy "SANTI URBANO e LORENZO” - PRIMA PORTA (Roma)

FANASANA

Meltine RAZANAMAHASOA,

Anna Brigitte  RAFARAMANANA,

Marjana LLESHI,

ao amin'ny Fikambanan-drelijiozy "Ancelle del Signore",

dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny voady voalohany izay hataon'izy ireo amin'ny alarobia 16 jolay 2008 amin'ny 6 ora sy sasany hariva ao amin'ny Paroasy "Santi Urbano e Lorenzo", Prima Porta (Roma).

Ny fankalazana ny Eokaristia dia hotarihin'ny "Superiore Generale dei Discepoli", Mompera Antonio Giura.

Aorian'ny lamesa dia hisy koranam-pianakaviana ao amin'ny trano vadim-piangonana.

Misaotra ny rehetra.

____________________________

Congregazione religiosa delle "Suore Ancelle del Signore"

via della Giustiniana 81 Roma 00188 - tel 06/3323337

Agrandir le plan

Vaovao mahafaly ho an'ireo Samaritana tsara fanahy nandray anjara tamin'ny fanampiana ilay zaza nanana takaitra hatrany an-kibon-dreniny tany Mahajanga.

I Jean sy Bako RAZAFINDAMBO, izay zoky ray aman-dreny niara-dàlana taminay hatrany am-boalohany, no indraminay hanantitra ny fisaorana sy fankatelemana anareo rehetra namaly ny antso avo nataonay teto tamin'ny 23 mey 2008, na tamin'ny vola aman-karena natolotrareo, na tamin'ny vavaka nitrotronareo an'i Kamba, na tamin'ny iray minitra isan'andro nahatsiarovanareo sy nirarianareo soa ho azy.

Mitombo fahasalamana tokoa izy ao, araka ny vaovao voaray isan'andro. Mahavelom-bolo ny firaisan-kina nasehon'ny rehetra, na ireo namana tsy mifankahalala afa-tsy eto amin'ny tontolo virtoaly, na ireo nifankahalala noho ny fitiavana an'i Kamba, ary ireo nahafoy fotoana, vola sy harena, namangy, niantso an-taribihy, nitondra vatsy hatrany ary nankahery azy mianakavy kely nanomboka ny andro voalohany nahatongavan'izy ireo tao Antananarivo ka hatramin'izao hakatoky ny hodian'izy ireo any Mahajanga izao.

Fisaorana manokana ho an'i Diana, izay nasesiky ny vintana tokoa hifanena amin'i Kamba sy ny reniny, fa nahatana ny toky nomeny izy dia ny hanao izay fara-heriny hitady vaha-olana hitsaboana ilay zaza.

Fisaorana lehibe ho an'i Prof. Clément Andriamamonjy sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky ao amin'ny sampana "Neuro-chirurgie" ao amin'ny Hopitaly Joseph Ravoahangy-Andrianavalona ao Ampefiloha, Antananarivo, tamin'ny nanatontosan'izy ireo tam-pitiavana sy fanetren-tena ny adidy lehibe nankinina tamin'izy ireo.

Ny renin'i Kamba sy ny fianakaviana moa dia nindrana an'i Jean sy Bako hisaotra anareo rehetra amin'izay vitanareo, ka azonareo jerena ao amin'ny pejy amin'ny teny frantsay na amin'ny teny italiana izany fisaorana izany.

Misaotra, mankasitraka, mankatelina.

Andry, Rondro ary Hery,

mpikarakara ny vohikala "Malagasy eto Italia".

Takelaka