You are here

Vaovao

Voalohany indrindra dia misaotra anareo aho tonga amin’izao takariva izao, tsy nisalasala namaly ny fanasana na dia efa antomotra aza ny fotoana.

Araka ny efa nambara teto dia tamin’ny alarobia 15 oktobra teo no nanolotra tamin’ny Filoha italiana Giorgio Napoletano, ny taratasy manendry azy ho ambasadaoro malagasy manana fahefana feno eto Italia andriamatoa Jean Pierre Razafy-Andriamihaingo. Taorian’izany dia nanasa solontena vahiny sy malagasy vitsivitsy izy ho fanamarihana izany ka toa izao raha atao dikan-teny malalaka ny kabary nataony tamin’io fotoana io rehefa avy niarahaba ny isan-tsokajiny izy.

(marihina fa ny kabary dia amin’ny teny frantsay ka azonareo jerena ato ka ambaranay ombieny fa dikanteny malalaka ity atolotra anareo ity)

Ny fankalazana ny fanolorana ny taratasy fanendrena moa, ankoatra ny efa mampanetriketrika azy , dia fotoan-dehibe mampihetsi-po sy mameno hafaliana ihany koa ho an’ny Lehiben’ny masoivoho.

Ary indrindra fa amin’ity indray mitoraka ity, dia mahakasika an’i Italia izay firenena nandrianin’ny foko hatry ny ela, ka manjary fotoana iray tsy manam-paharoa.

Eny,  satria fony fahatanorako dia efa nahalala ity firenena ity aho raha solontenam-panjakana frantsay ihany koa ny raiko fony mbola tsy nahaleo tena i Madagasikara ; ary satria izy no lehiben’ny masoivohon’i Madagasikara voatendry voalohany teto Italie teny am-panombohan’ny taona 1960, na dia tsy nonina teto aza, dia nandia matetika ity tany ity  izahay mianakavy kely. Ary raha voatendry kosa aho ho Lehiben’ny masoivohon’i Madagasikara teo anivon’ny Vatikana nandritra ny 5 taona hatramin’ny faran’ny taona 2007, dia akory ny  finiavako handalo teto Roma matetika araka izay efako.

Tanàna tsy manam-pahalovana tokoa amiko.

Koa mamela ahy aloha ianareo hamerina ny fahatsiarovana ireo ray aman-dreniko izay nanana aingam-panahy nametraka ny diako teto amin’ity firenena ity, dia Italia, loharano nipoiran’ny fandrosoan’ny tany tandrefana amin’ny lafiny maro.

Ary satria eo anivontsika anio ny Solontena ambony ao amin’ny ministeran’ny Raharaham-bahiny italiana, dia isaorako eram-po eran-tsaina izy ary iangaviako hampita soa amin’andriamatoa ministry ny raharaham-bahiny, Andriamatoa  Frattini, ny haja sy ny voninahitra atolotro azy, sy hampita izany ihany koa amin’andriamatoa ministra Mantica, izay voninahitra ho ahy tokoa ny nahalala azy manokana rehefa nampifandraisin’ny Profesora Cogo, namako akaiky, izahay mirahalahy, ary indrindra koa Andriamatoa Sacco.

Tsy hamboraka eto ny resaka manokana nifanaovako tamin’ny Andriamatoa Filohan’ny Repoblika italiana aho akory, fa tiako kosa ny manambara fa feno fanantenana aho, taorian’io fihaonana io, ny amin’ny fanamafisana ny fifandraisan’i Madagasikara sy Italia araka ny fanirian’ny firenena roa tonta.

Mahavelom-bolo sy mahabe fanantenana tokoa manko ny  lanja omen’ny Fitondram-panjakana italiana amin’ny fanohanana ny tetikasa fampandrosoana an’i Madagasikara, fantatra ankehitriny amin’ny fanafohezan-teny hoe « MAP » hilazana ny « Madagascar Action Plan ». Indrindra noho Italia manankarena eo amin’ny fahaiza-manao isan-karazany eo amin’ny lafiny maro izay  stratejika tokoa amintsika : ny Angovo ( indrindra ireo angovo azo avaozina), ny Fambolena, ny Fiompiana sy Fanjonoana, ny Asa Vaventy sy ny Taotrano, ny Fizahantany, raha tsy hitanisa afa-tsy ireo aho.

Ka eo indrindra, anatin’ny fifanakalozana – ara-toekarena sy ara-barotra, ara-kolotsaina ihany koa, ara-tsiantifika, artistika ary ara-panatanjahantena – izay irinay fa amin’ny saina mahay miara-miasa ka mitondra vokatsoa ho an’ny andaniny sy ny ankilany, no hiandrandranay ny fivelaran-tsaina malaza fa manjaka eto Italia.

Avelao ihany koa aho hilaza aminareo fa faly tokoa ny Andriamatoa Marc Ravalomanana, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara niarahaba ny Filoha italiana, Giorgio Napoletano, tamin’ny alalan’ny tenako sy tamin’ny fotoana nanolorako ny taratasy manendry ahy, satria dia vanim-potoana vaovao tokoa no misokatra eo amin’ny fifandraisana malagasy-italiana. Ary eo amin’izay lafiny izay indrindra dia mahafaly ahy ny miarahaba ny fanekena vao tsy ela izay nataon’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara amin’ny fanendrena ny ambasadaoro italiana any Madagasikara, izay hanolotra ny taratasy manendry azy tsy ho ela.

Tsy haiko ny hamarana ka tsy haneho eto ny maha-zava-dehibe ny toerana diplomatika eto Roma, izay, ankoatra ny haben’ny fifandraisan’ny tany roa tonta, dia miadidy ihany koa ny antsoina hoe « Pôle agricole et alimentation » ao amin’ny Firenena Mikambana. Toerana manan-danja tokoa amin’izao fotoan-tsarotra ara-tsakafo izao. Ny tiako holazaina amin’izany dia satria eto Roma no dinihina sy volavolaina ireo tetikasa sy hetsika miantoka ny ho avin’ny planeta izay fanamby makadiry tokoa. Koa arahabaiko indrindra noho izany ny firaisan-kina mavitrika izay mihamafy eto Roma, indrindra eo anivon’ireo firenena afrikana,  ary eo amin’ireo vondrona isam-pirenena ihany koa.

Koa dia azonareo an-tsaina amin’izany ny antony mahafaly ahy tokoa miasa eto anivon’ity masoivoho eto Roma ity

Ho ela velona anie Andriamatoa Giorgio Napoletano, Filohan’ny Repoblika italiana,

Ho ela velona anie Andriamatoa Marc Ravalomanana, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara,

Ary ho ela velona ny fifankatiavana italiana-malagasy.

Tontosa omaly teny amin'ny Quirinale ny fanoloran'Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo ny taratasy manendry azy ho Lehiben'ny masoivoho malagasy eto Italia.

Omaly 15 oktobra 2008 no niakatra teny amin'ny Lapan'ny Quirinale  Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo nanolotra tamin'ny Filoha Giorgio Napoletano ny taratasy manendry azy ho Lehiben'ny masoivoho malagasy eto Italia.

Nanatrika izany ny "Sottosegretario" ao amin'ny ministeran'ny Raharaham-bahiny italiana, on. Vincenzo Scotti.

Loharanom-baovao : "Quirinale"

Hafaliana ho an'ny mpiandraikitra ny Paroasy ny manasa ny ankohonana katolika hifanotrona amin'ny fanokafana ny taona pastoraly amin'ny alahady 12 oktobra 2008 amin'ny 11 ora maraina eny amin'ny Bazilikan'i Md Giovanni Bosco, via dei Salesiani, 7

Efa nosantarina tamin'ny alahady faharoa tamin'ny volana septambra teo moa ny taona pastoraly 2008/2009 ao amin'ny paroasy katolika, koa dia hafaliana ho an'ny mpiandraikitra ny manasa ny ankohonana katolika hifanotrona amin'ny fanokafana izany amin'ny fihaonam-pianakaviana izay hatao amin'ny alahady 12 oktobra 2008 amin'ny 11 ora maraina eny amin'ny Bazilikan'i Md Giovanni Bosco, via dei Salesiani, 7 (Tuscolana).

Toa izao ny fandaharam-potoana :

10.30 : fahatongavana sy famerenana ny hira

11.00 : lamesa

Aorian'izany : dinidinika fandaminana ny fiainan'ny Paroasy, fiaraha-misakafo ary fiaraha-mikorana.

Iangaviana isika noho izany mba samy hivatsy ny sakafo hifampizarana toa ny mahazatra.

Entanina ho tonga marobe ary iangaviana mba hifampilaza.

Indro ny fanazavana ny làlana :

Eo amin'ny via dei Salesiani 7 no vavahady fidirana : Mandeha metro A direzione Anagnina, miala fermata Giulio Agricola dia mivoaka sy manaraka ny via Marco Fulvio Nobiliare tokony ho 250m eo dia tonga eo amin'ny Piazza dei Salesiani misy ilay Basilica ngeza be dia manaraka ilay grillage fefy iny dia eo ny vavahady.

Jereo eto ihany koa : via dei Salesiani.

Sokajim-pianarana samihafa ho an'ny daholobe, tsisy fetran-taona, atolotry ny Centro Italiana di Solidarietà : via Ambrosini 129.

Sokajim-pianarana samihafa ho an'ny daholobe, tsisy fetran-taona, atolotry ny Centro Italiana di Solidarietà : via Ambrosini 129

- Internet-point: Cyber Tutor
- Corso di Inglese di I° livello
- Corso base di Italiano per stranieri
- Corso di Teatro per aspiranti attori
- Laboratorio di Teatro e di Improvvisazione Teatrale
- Compagnia Teatrale "Epica"
- Incontri di Biodanza
- Laboratorio di Creatività e Scrittura Autobiografica
- Gruppo Interculturale
- Lezioni di Alfabetizzazione Informatica (su prenotazione)
- Lezioni di Matematica
- Corso base di Spagnolo
- Corso base di Arabo
- Corso di Capoeira
- Corso di Pittura
  ecc. ecc.

Ny fanazavana dia azonao jerena ao amin'ny pejy amin'ny teny italiana na angatahana mivantana ao amin'ny:

06/59606526 - 06/54195244 (Servizio Tutor)
e-mail: tutor@ceis.it

Ny fisoratana anarana dia alefa mailaka amin'ny: tutor@ceis.it  ka lazaina mazava tsara amin'izany ny :

- Fianarana nosafidiana
- Anarana sy fanampiny
- Nomerao an-trano azo antsoina
- Nomerao finday
- Adiresy mailaka 

Takelaka