You are here

Vaovao

Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista dia faly manasa antsika hanotrona ny fanoloran-tena hataon'i Masera Nirinarisoa Zaranaina Rachele Marie Nina.

Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista eto Roma dia faly manasa antsika hiombom-bavaka sy hanotrona ny fanoloran-tena hataon'i :

Masera Nirinarisoa Zaranaina Rachele Marie Nina

ao amin'ny chapelle de la Maison Provinciale - via Casale San Pio, 1 - amin'ny alahady 11 janoary 2009 amin'ny 5 ora hariva.

Aorian'ny sorona masina dia hisy fiarahana miala-hetaheta.

Misaotra indrindra.

Ny Fiangonana protestanta sy katolika eto Roma dia faly manasa ny rehetra hiara-hankalaza ny Noely malagasy amin'ny alahady 21 desambra 2008 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro eny amin'ny piazza Santa Maria alle Fornaci, 30.

Ny Fiangonana protestanta sy katolika eto Roma dia faly manasa ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka hiara-hankalaza ny Noely malagasy amin'ny alahady 21 desambra 2008 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro eny amin'ny piazza Santa Maria alle Fornaci, 30.

Fotoana hampisehoana ny fihavanan'ny Malagasy io na samy hafa finoana aza mandritra ny fetin'ny ankizy. Hisy ny fizarana fahatsiarovana amin'izany. Tongava maro fa ho hafa kely ny Noely malagasy amin'ity indray mitoraka ity.

Aorian'ireo fampisehoana dia hisy fiaraha-miala hetaheta. Ary ho an'ireo izay tsy afaka ho avy dia ao amin'ny vohikalan'ny Paroasy Rasoamanarivo no hahitana ny sary sy ny horonantsary mirakitra izany.

(Vaovao nampitain'ny paroasy katolika Victoire Rasoamanarivo)

Amin'alahelo lebibe no hilazana amintsika fa nantsoin'i Rainy hody any aminy Tompokolahy RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefo rehefa nivahiny
59 taona teto an-tany.

Amin'alahelo lebibe no hilazana amintsika fa nantsoin'i Rainy hody any
aminy Tompokolahy RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefo rehefa nivahiny
59 taona teto an-tany.

Izy dia kristianina tao amin'ny fiangonana protestanta valdesy 4
Novambra ary mpiara-mivavaka amin'ny kristianina katolika eto Roma.

Ny fandevenana dia amin'ny alatsinainy 24 Novambra 2008 ho avy izao ao
amin'ny 10 ora maraina eto amin'ny kominin'i Ardea Tor San Lorenzo.

Hoy Herilala Harivony vady navelany, ny zanany Ratsimananda Hery sy
Tahiry ary Rajaonarivelo Manohisoa, ny zafikeliny Ratsimananda Harena.

Tel: 0691011856, 3287819588, 3384392549, 3343523568

Viale Po' 17 Ardea San Lorenzo

Ray o! Eo ampelatananao no hapetrako ny fanahiko

Paroasy Victoire Rasoamanarivo

____________________________

Izahay mpikarakara ny vohikala dia mirary fiononana tanteraka ary manolotra fankaherezana hatrany ho an'ny fianakaviana nilaozan-dratompokolahy.

Mampitondra izao hafatra izao amin'ny alalan'ny Paroasy ny fianankaviana RAJAONARIVELO tao aorian'ny nahalasana an'i Ray malalany RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefy.

Mampitondra izao hafatra izao amin'ny alalan'ny Paroasy ny
fianankaviana RAJAONARIVELO tao aorian'ny nahalasana an'i Ray malalany
RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefy.

Fisaorana mitafotafo no atolotry ny fianakaviana iray manontolo
tamin'ny fahatongavan'ny malagasy maro niandry ny razana ary indrindra
tamin'ny fotoana fandevenana. Hitanay tao daholo ny solontenan'ny
fikambanana rehetra misy teto Roma, tsindrina manokana ny
solontenan'ny Masovoihontsika eto Roma, ny fiangonana Katolika
notarihin'ny Ray amandreny amampanahy Rabenirina ny fiangonana
Protestanta ary ireo olona tsotra malagasy izay naneho ny fomba
amampanao malagasy.

Tsy hitanay izay hamaliana ireny nataonareo ireny fa Andriamanitry ny
fiadanana anie hamaly anareo zato eny ireny fihetsika feno fitiavana
ireny.

Nanohina ny fonay tokoa ny fampisehoana ny fiaraha-mihory amin'ny
fomba malagasy ary izany dia nampiseho tamin'ny fiaraha-monina ny
maha-malagasy ny malagasy aty tany lavitra aty.

Mamerina ny fisaorana indray izahay ary mirary soa ho anareo tsirairay.

Fianakaviana RAJAONARIVELO.
Ardea Tor San Lorenzo.

Io miraikitra amin'ny hafatra io (pièce jointe) ny sarin'ny
tompokolahy sy ramatoa vadiny.

Ankohonana Victoire Rasoamanarivo

Takelaka