You are here

Vaovao

Anio 18 desambra 2008 no nanolotra tamin'ny Ray Masina Benoà XVI ny taratasy manendry azy ho ambasadaoro malagasy eo anivon'ny Vatican andriamatoa Rajaonarivony Narisoa.

Anio 18 desambra 2008 tamin'ny 11 ora maraina no nanolotra tamin'ny Ray Masina Benoà XVI ny taratasy manendry azy ho ambasadaoro malagasy eo anivon'ny Vatican andriamatoa Rajaonarivony Narisoa, lehiben'ny masoivohontsika ao Frantsa.

Isan'ny nambaran'andriamatoa Rajaonarivony tamin'izany fa ny fitondrana malagasy dia miorina amin'ny Finoana an' Andriamanitra indrindra indrindra, ny Fihavanana, ny Fahamarinana, ary ny MAP dia mikendry ny hananana toe-karena mafy fototra sy miroborobo mba hampihena ny fahantrana. Mifampiankina, hoy izy, ny firenena rehetra eran-tany, ary hita taratra izany amin'izao fotoan-tsarotra lalovana izao, ka tsy tokony hamela irery ny tany mahantra ireo tany manan-karena.

Namaranany ny teniny dia ny fahavononany hanamafy ny fiaraha-miasa efa misy eo amin'ny Vatican sy Madagasikara.

Ny Ray Masina kosa raha nandray ny fitenenana dia nanome toky fa tsy manadino sy mitondra am-bavaka hatrany ny vahoaka malagasy, indrindra fa nitondra faisana tokoa i Madagasikara  tamin'ity taona ity vokatry ny loza voajanahary. Tsara tokoa noho izany, hoy izy, ny nanolorana tamin'ny tetikasa Akamasoa ny mari-pankasitrahana "Van Thuan 2008, Firaisan-kina sy Fampandrosoana" tamin'ny 13 desambra lasa teo nandritra ny fankalazana ny faha-enimpolo taona nanambaràna ny Zon'olombelona.

Nampitainy tamin'andriamatoa ambasadaoro koa ny fiarahabany ny fianakaviamben'ny Fiangonana katolika malagasy izay mandray anjara lehibe tokoa amin'ny fampandrosoana ny firenena araka ny teniny . Notsarovany manokana tamin'izany ny Olon-tsambatra Victoire Rasoamanarivo sy Frera Raphael Rafiringa izay efa mandroso miadana ny fikarakarana ny hahanganana azy ho Olomasina sy Olon-tsambatra.

Teo am-pamaranana dia norariany tokoa ny hahatontosan'andriamatoa ambasadaoro ny adidy masina napetraka taminy ary nanome toky izy, sy ireo mpiara-miasa aminy, fa hanao izay hampirindra tsara sy hahalalim-paka ny fifandraisana efa misy eo amin'ny firenena roa tonta.

Ato amin'ny tahirin-kevitra no hahitanao ny lahateniy nataon'Andriamatoa Rajaonarivony

Ato kosa no hahitana ny lahatenin'ny Ray Masina.

Vory lanona ny Malagasy omaly alahady 18 janoary 2009 nifampiarahaba nahatratra soa ity taona ity.

Vory lanona teny amin'ny trano nomen'ny Fikambanan-dr'i Masera Mpanompovavin'ny Fo masin'i Jesoa teto Roma ny Malagasy omaly alahady 18 janoary 2009 nifampiarahaba nahatratra soa ity taona ity.

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana no nanombohana ny fotoana izay notarihin'i mompera Joseph Rabenirina, lehiben'ny aomoneria katolika sy Andriamatoa Henri Rarivoarison avy tao amin'ny Fiangonana protestanta.

Nandritra ny fiaraha-misakafo kosa no nandray fitenenana ny lehiben'ny masoivohontsika eto Italia, andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo ka niarahabany ny Malagasy rehetra tratr'izao tonon'andro izao. Nararaotiny koa izany fotoana izany nampahafantarany ireo mpiara-miasa aminy vaovao sy efa teto hatrizay ary nanoritsoritany ihany koa ny tetikasa miandry azy sy miandry antsika eto Italia.

Noresahana tao ihany koa ny vinavina natolotra azy momba ny resaka sosialy ka ramatoa Josiane Ratsimbazafy, izay misahana manokana ny momba antsika teratany malagasy monina eto no nanazava izany : fiaraha-miasa amin'ireo Fikambanana misy sy kasaina hatsangana, ny momba ny atao hoe "mutuelle" entina hiatrehana na ny voina (fahafatesana) izany na raha  misy tsy fahasalamana. Afaka manatona azy mivantana noho izany izay rehetra manana vinavina na soso-kevitra na tetikasa ara-tsosialy.

Ary toa ny mahazatra, nisy ny mofomamy nifampizarana, ary ny totorebika talentantsika malagasy.

Dia mbola mamerina hatrany ny firariantsoa izahay mba ho soa sy tony anie ity taona 2009 diavintsika ity, ho antsika rehetra na eto an-toerana na any ivelany na any an-tanindrazana.

Misaotra indrindra koa ireo rehetra nikarakara iny fihaonana iny sy ry masera nampandroso ka nahafahana nifaly sy nikorana ety am-panombohana ny taona. Misaotra tamin'ny fandraisan'anjaran'ny rehetra nahandro sy nivimbina ny masaka nifampizarana tao.

Ny sary sy horonantsary fohifohy tamin'ny nandraisan'andriamatoa Jean Pierre Razafy-Andriamihaingo sy ramatoa Josiane Ratsimbazafy ny fitenenana dia efa azo jerena ato.

Ilazana isika Malagasy rehetra, fa ny fihaonana HIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2009 dia ny alahady 18 Janoary 2009 eny amin'ny Masera Piccole serve del Sacro Cuore, Via ADRIANO BALBI, 15.

Ilazana ary isika Malagasy rehetra tsy vakivolo tsy an-kanavaka, fa hisy ny fihaonantsika Malagasy rehetra HIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2009 ny alahady 18 Janoary 2009 ho avy izao ao amin'ny tranon-dr'i Masera Piccole serve del Sacro Cuore, Via ADRIANO BALBI, 15.

Ny fahatongavana moa dia manomboka amin'ny 10ora satria ny kristiana katolika dia hisy lamesa alohan'ny fotoam-pivavahana amin'ny 11 ora. Samia mitondra sakafo ampy tsara hifampizarana amin'ny namana rehetra. Manantena ny fahatongavantsika maro. Misaotra betsaka. 
E specialmente per le nostre Suore che ci avranno accolto nella loro casa tanti tanti grazie! 

Toy izao ny fomba hahatongavanao any:
- Raha miala avy amin'ny San Pietro dia maka ny Bus Num81 sy 19 Dia midina ao amin'ny arret Santa Elena na SuperCarne Fermata Giovenale.
- Raha avy eny Termini dia Bus 105 na  tram 14 na 5 izay azo alaina koa ao amin'ny piazza Vittore Emmanuele.

Mr. Rado sy Fr. Vincent OssT
Mpitan-tsoratra sy lefitry ny Ankohonana Victoire RASOAMANARIVO

Araka ny sata mifehy ny EKAR dia entanina handray anjara mavitrika araka ny fanomezam-pahasoavana ananany ao amin'ny Fiangonana na Ankohonana na Paroasy misy azy ny olona tsirairay.

Indro ampitaina eto ny hafatra avy amin'ny lehiben'ny aumônerie katolika malagasy eto Italia.

__________________________________________

FANOMANANA NY FIFIDIANANA HATAO NY 25 JANOARY 2009

Araka ny sata mifehy ny EKAR manerana ny tany sy ny any Madagasikara, dia entanina handray anjara mavitrika araka ny fanomezam-pahasoavana ananany ao amin'ny Fiangonana na Ankohonana na Paroasy misy azy ny olona tsirairay (vita batemy na batisa, ary ny katakomena).

Noho izany dia amporisihina ny vondron'olona na fikambanana tsirairay sy samihafa mba samy hanolotra ny kandidàny, hahafahana manao ny fifidianana malalaka sy ara-dalàna ary amin'ny fomba mifandraika amin'ny toetr'andro ankehitriny. Amporisihina koa ny rehetra mba ho tonga handray anjara mavitrika amin'ny fanatontosàna ny fifidianana ny alahady 25 janoary, ialohan'ny Lamesa fiantsoana ny Fanahy Masina, amin'ny 10 ora tsy diso, koa tokony ho tonga aloha arak'izay azo atao isika mba tsy hampitarazoka ny raharaha.

Ireto avy àry ireo vondron'olona tsy maintsy manolotra Kandidà (2 na 3 avy) tsy voatery ho Malagasy foana ny kandidà saingy tsara raha mba olona mahay miteny malagasy, ary tsara raha efa azonay amin'ny alahady 18 janoary ny olona hatolotrareo:(Marihina fa olona monina eto Roma sy afaka hamonjy fivoriana hisolo tena azy ireo no hatolony).

HAKANA NY KOMITY (BIRAO MAHARITRA: ny filoha [lahika], ny filoha-lefitra, ny mpitantsoratra roa, ny mpitam-bola roa [relijiozy na pretra sy lahika, araka ny sata mifehy antsika, momba ny mpitam-bola lah.2], MPANOLO-TSAINA) SY IREO MPIANDRAIKITRA NY VAOMIERA ISAKARAZANY, misy 4 (1.finoana, 2.fitantanana, 3.kolontsaina, 4.fifandraisana sy fiarahamonina).

* MBA TSY HAMPIFANDISO NY RESAKA DIA MARIHINA ARY TSARA HAZAVA FA OLONA TSY AZON-TSAMPONA (mandray Komonio, vita mariazy tany am-piangonana) NO TSY MAINTSY FIDINA HO FILOHA SY LEFITRA ARY MPITAM-BOLA. Ny ao amin'ny Voamieran'ny Finoana koa dia torak'izany. Miandraikitra ny vaomieran'ny fitantanana ireo lany ho mpitam-bola, miahy ny sampana ho an'ny fampitaovana kosa izay lany ho amin'io Vaomiera io. *

(Ny atao hoe sampona [impedimenti] dia ireo sakana tsy ahafahana mandray ny Eokaristia  (Komonio) ara-dalàna noho ny tsy fahavitan'ny Mariazy ara-dalàna tany am-piangonana na noho ny fandikàna ny iray  amin'ireo lalàna lehibe mifehy ny Fiangonana ka iharan'ny atao hoe "pena latae sententiae" ilay olona amin'izany, dia tsy avelan'ny Fiangonana hitana ireo andraikitra tena saro-pady ny amin'ny famoriana sy famonjena ny vahoakan'Andriamanitra izy amin'izany mandra-piovany tanteraka indray hanaraka ny toe-piainana maneho ohatra tsara).

Ny fivondronamben'ny lahika katolika manerana an'Italia (2 na 3)

Ny fivondronamben'ny lahika katolika eto Roma (2 na 3).

Ireo mpiasam-panjakana (katolika) eto Roma sy Italia (2).

Ireo katolika mivondrona ao amin'ny serasera “malagasy.it” (2).

Ireo katolika mivondrona ao amin'ny “Zanak'i Gasikara” (2).

Ireo relijiozy vavy rehetra miara-mivondrona (2 na 3).

Ireo pretra sy relijiozy lahy mitambatra (2 na 3).

Ireo katolika ao amin’ny fikambanana “Tetezana” (2).

Ny fikambanana “Fraternità” (2).

Ankoatr'ireo dia ilaina ny hanomezanareo tolo-kevitra hanatsarana ny fomba fanatanterahana ny fifidianana; raha misy fikambanana hafa tsy volaza fa tsy fantatray, ialana tsiny, dia aoka mba hanambara haingana.

Samia ho tahin'Andriamanitra!

P. Rabenirina Joseph

Takelaka