Tonga soa

Tonga soa eto amin'ity toerana atolotry ny Malagasy eto Italia ity. Eto no ahitanao ny vaovaon'ny malagasy eto Italia, tahirintsary, ireo tolotra isankarazany.

Handray vaovao amin'ny email

Raha tianao ny hahazo ny vaovao eto ambany ireto amin'ny email dia mandefasa email amin'ny adiresy:
seraseraIT-subscribe@yahoogroupes.fr 
Misaotra

 

Vaovao

Fisaorana avy amin'ny fianakavian'i Neny Lalao

FISAORANA Ny vadiny Rajarison, ny zandriny, ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana ireo rehetra nanontrona, nampahery, tsy nahalavintany, ka nandao ny tokatrano sy ny… Tohiny>>

Fisaorana avy amin'i Jean Britto ANDRIANTOVOHERINDRAINY

  ANDRIANTOVOHERINDRAINY Jean Britto, vady navelan’i Agnès RAHELIARINIVO (Nivo) (Jereo ato) dia manolotra fisaorana sy fankatelemana feno anareo rehetra nidodododo niray fo taminy, nanotrona,… Tohiny>>

Filazana manjo

Amin'ny finoana sy fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Reny malalanay : Rajarison Julienne Lalao (teraka Razanadraibe) dia nodimandry teo amin'ny faha 64 taonany ny Zoma faha 20 Aogositra 2010 Tohiny>>

Ottavo compelanno della Fra.Ma

Siete tutti invitati all'ottavo  compleanno della Fraternità Malgascia il 18 luglio 2010 in via Gabriela degli Esposti, 93  (zona Selva Nera, Casalotti)     Tohiny>>

Fisaorana avy amin'ny ambasady, Tetezana Onlus ary FFKM Italia

  Ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma dia manolotra etoana ny fisaorana mitafotafo an'ireo fikambanana rehetra mijoro eto Italia sy ireo olon-tsotra maro izay tsy ho voatanisa etoana… Tohiny>>

Vita soa ny asaramanitra teto Roma

Tontosa tsara ny fankalazana ny faha-50 taona nahazoana ny Fahaleovantena teto Roma. Na teo aza ny tsy fitovian-kevitra teo am-pikarakarana azy, na nisy aza ireo ahiahy ny mety ho fizotran'ny fety, na… Tohiny>>

Festeggiamenti dei 50 anni dell'Indipendenza del Madagascar a Torino.

  Ny Association Ma.Mi dia manasa ny Malagasy ao Torino sy ny manodidina amin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny fahaleovantena ao amin'ny foiben'ny Associazione Crescere Insieme, Via Anselmetti… Tohiny>>

Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar

  Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar    Mostra sul Madagascar dal 21 al 25 giugno 2010 (orario 9:00 – 16:00)  Inaugurazione… Tohiny>>

Hafatra avy amin'ny Ray am-panahy, Joseph Rabenirina

Ho anareo Malagasy rehetra eto Italia, Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy an'Izy Tompo hany fototry ny firaisantsika rehetra! Manoloana ny fanambaràna nataon'ny ray aman-dreny hajaina,… Tohiny>>

Fanambarana avy amin'andriamatoa Ambasadaoro Razafy Andriamihaingo

FANAMBARAN’NY AMBASADAORO Mifanojo amin’ny fahadimampolotaona nitsingerenan’ny fahaleovantena ny 26 jiona fetim-pirenena malagasy amin’ity taona 2010 ity.Samy mientana ho amin’izany… Tohiny>>