Vaovao

Tonga ity ilay andro lehibe izay nandrasantsika dia ny fankalazana ny fetim-pirenentsika malagasy izay ho atao ao amin'ny Via delle Industrie, 17 -... tohiny
Ho antsika tapaka sy namana rehetra, Hafaliana ho anay Malagasy atý amin'ny faritra avaratr'i Italie no manasa antsika rehetra hiaraka hankalazana... tohiny
Manasa antsika indray mba handray anjara amin'ny "Maratona di Roma 5km" amin'ny alahady 7 aprily 2019. Afaka mihazakazaka na koa mitsangatsangana. Ny... tohiny
Hanomboka amin'ny 26 febroary ka hatramin'ny 3 martsa 2019 dia hisy varotra-fampirantiana saripika, sangan'asan'i Patrizia Schifano eto Roma ka... tohiny
Araka ny anarany dia miezaka ho tetezana mampifandray an'i Madagasikara sy Italia ny fikambanana Tetezana Onlus . Ny fanabeazana moa no tena... tohiny
Vita soa tamin'ny alahady 10 febroary teo ny fety fifampiarahabana amin'izao taona vaovao 2019 izao ka indro ampitaina amintsika eto ny fisaorana avy... tohiny
Ity izany ny hafatra nampitain'i Sr Françoise, isan'ny manentana ny Malagasy any amin'ny faritr'i Reggio-Emilia any. Ka dia manantena fa ho maro... tohiny
Noho izao fahatongavan'ny Taona vaovao 2019 izao, hono tompoko, dia indro ny Fiarahabana sy Firariantsoa ho an'ny Malagasy rehetra monina eto Italia.tohiny
Tontosa omaly ny fandraisan'ny Kardinaly Désiré Tsarahazana ny paroasy notendren'ny Ray Masina ho azy dia ny eglizin'i San Gregorio Barbarigo eto... tohiny
Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia faly manasa ny Malagasy rehetra amin'ny sakafom-pihavanana izay hatao ny zoma 21 desambra amin'ny 6 ora sy sasany... tohiny