You are here

Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 'Raharaha 47'

Nampidirin'i Rondro ny Tue, 26/03/2024 - 10:11

 

Fotoambavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny "Raharaha 47", nokarakarain'ny fiangonana malagasy katolika sy protestanta eto Roma izay mivondrona anatin'ny FFKM, ary natao teny amin'ny eglizin'i San Macuto, ny alahady 24 martsa tokalandro teo.