You are here

Fankalazana ny Fetim-pirenena 2023 any Milano

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 17/05/2023 - 19:23

 

Indro ampitaina amintsika ny fanasana ho anareo any Milano sy ny manodidina ny amin'ny fankalazana ny faha-63 taona nahazoana ny Fahaleovantena, izay hatao  ny 24 jona 2023 manomboka amin'ny 7 ora sy sasany hariva (ore 19.30) ka hatramin'ny 2 ora maraina (ore 2.00) ao amin'ny viale delle Industrie 17 - Settala (MI).

Samy mitondra sakafo sy zava-pisotro fa ny fidirana kosa dia 15 euro. Ilaina ny famandrihan-toerana alohan'ny 10 jona ho avy izao amin'ireo laharana finday amin'ny peta-drindrina. 

Ampitampitao dia tongava maro !