You are here

Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 29 mars 1947

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 20/03/2024 - 09:33

 

 

Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Roma dia manasa antsika hiaraka hiombom-bavaka amin'ny alahady 24 Martsa ho avy izao ho fahatsiarovana ny zava-nitranga tamin'ny 29 martsa 1947, 
hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny 5 ora sy sasany hariva ao amin'ny eglizin' i San Macuto, via del Seminario 120.