You are here

Vaovao

Amin'ny asabotsy 14 febroary ho avy izao, amin'ny 10 ora maraina hatramin'ny 6 ora hariva manoloana ny Bazilikan'i San Giovanni in Laterano.

Sabato 14 febbraio AMA supporterà ERP (European Recycling Platform, sistema pan-Europeo per la gestione dei RAEE) nell’organizzazione a Roma di una giornata dedicata alla raccolta dei Rifiuti da Apparecchiature Elettriche ed Elettroniche. L’occasione è data dall’uscita in dvd del cartone animato della Disney “Wall•E”, il robottino che ripulisce il mondo dai rifiuti.

Dalle ore 10.00 alle 18.00, davanti alla Basilica di San Giovanni in Laterano, verrà allestito un punto speciale di raccolta dove sarà possibile consegnare vecchi televisori, radio, computer, stampanti in disuso, eccetera. Tutti gli apparecchi elettrici ed elettronici raccolti verranno poi trasportati agli impianti autorizzati dove saranno avviati a un trattamento corretto e al recupero delle parti riciclabili, nel rispetto dell’ambiente.

La giornata sarà, quindi, anche un’occasione di educazione ambientale per sensibilizzare i cittadini più piccoli e le loro famiglie sulla corretta gestione di questa particolare categoria di rifiuti. Esperti illustreranno in modo semplice come comportarsi con le apparecchiature elettriche ed elettroniche che non servono più.

Oltre al materiale informativo e ai gadget della manifestazione, verranno distribuiti gli opuscoli AMA “Butta Bene, Vivi Meglio” e “Butta Bene dalla A alla Z” per fare correttamente la raccolta differenziata.

AMA ricorda che per il conferimento dei RAEE a Roma sono sempre a disposizione dei cittadini 6 Isole Ecologiche e alcuni Centri di Raccolta. Per maggiori informazioni consultare il sito www.amaroma.it.

Sorgente : RomaNotizie

Ny alahady 1 febroary 2009 amin'ny 11 ora dia hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay hanasan'andriamatoa Lehiben'ny masoivohon'i Madagasikara eto Italia ao amin'ny Chapelle San Macuto, via del Seminario 120.

Ry rahalahy sy anabavy ao amin'ny Tompo,

Faly miarahaba anareo ny tenanay.

Maneho fisaorana anareo rehetra tonga niara-nanolotra ny sorona masina androany 29 janoary 2009, natokana ho an'ny raharaham-pirenentsika izay fantantsika fa tena ratsy dia ratsy ankehitriny.

Araka ny vaovao azonay dia efa miisa 100 mahery izao no namoy ny ainy noho ny herisetra sy ny fianjeran'ny trano ary ao koa ny tsy tafavoaka fa may tao an-trano.

Manao antso avo re izahay, mivavaha ary manaova fifadian-kanina araka izay mba vitanao ho fangataham-pahasoavana amin'Andriamanitra amin'ny fifanantonan'izy Roa lahy fa mijaly sy fadiranovana ny Malagasy namantsika!!!! Ary koa ho fialan-tsasatry ny fanahin'ireo rahalahy sy anabavy namoy ny ainy.

Misaotra antsika manoina ny antso. Koa ho fanohizana izany ary dia antsoina isika rehetra mba ho tonga hivavaka ao amin'ny fiangonana San Macuto, Via del Seminario 120 ny alahady 01 febroary 2009 ho avy izao amin'ny 9 ora sy sasany ny fahatongavana ary amin'ny 10 ora ny Sorona masina (Lamesa). Amin'ny 11 ora kosa, dia hisy ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay hanasan'andriamatoa Lehiben'ny masoivohon'i Madagasikara eto Italia, ao amin'io toerana io ihany.

Manantena ny fahatongavantsika maro ary mirary faran'ny herinandro tsara sy feno fanantenana. Samia ho tahian'Andriamanitra.

Ny ankohonana Victoire Rasoamanarivo

Manao antso avo ho antsika Malagasy rehetra eto Roma ary Italia mba hiaraka hivavaka ho an'ny Tanindrazana sy ny Vahoaka Malagasy ny alakamisy 29 janoary amin'ny 6 ora sy sasany hariva ao amin'ny Fiangonana san Macuto.

Miarahaba antsika mianakavy amin'ity marainan'ny alarobia 28 janoary 2009 ity.

Noho ny zava-miseho any amin'ny tanindrazantsika dia manentana antsika malagasy mpiray tanindrazana sy mpiara-mivavaka rehetra mba ho tonga hanolotra sorona masina ho fangataham-pitahiana amin'ny Tompo hoan'ny firenentsika fa indrindra ireo Malagasy iray rà amintsika ianjadian'izao loza mahatsiravina izao. Ny zavatra voalohany azontsika atao aloha izao dia ny mivavaka sy mifady hanina.

Koa manantena sy manasa antsika mianakavy ho tonga maro hiara-mivavaka ao amin'ny Fiangonantsika San Macuto, Via del Seminario 120 amin'ny 6 ora sy sasany hariva ny Alakamisy 29 janoary 2009 ho avy izao.

Misaotra antsika rehetra. Misaotra an'i Mompera Aumônier nandefa ny hafatra aty aminay.

Ny Ankohonana  Victoire Rasoamanarivo.

(Ampatsiahivina ireo izay mandeha fiara manokana fa ny faritra ZTL dia misokatra amin'ny 6 ora hariva ka amin'izay vao afaka miditra izay tsy manana fahazoan-dàlana).

Ny Fikambanana Gialuma Onlus dia mikarakara Carnaval izay hanasana antsika rehetra ny 21 febroary 2009 amin'ny 8 ora sy sasany alina eny Ariccia, Palazzo Chigi (Sala Maestra).

Ny Fikambanana Gialuma Onlus, izay manao asa soa amin'ny sehatry ny fitsaboana any Madagasikara (Tanjombato, Faradofay, Mahajanga) dia mikarakara Carnaval izay hanasana antsika rehetra ny alin'ny 21 febroary 2009 hanomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina eny Ariccia, Palazzo Chigi (Sala Maestra).

50 euro isam-batan'olona ny vidim-pidirana ary inoan' izy ireo ny fahafaham-pon'ny tsirairay amin'ny sakafo sy ny hira mivantana hanafanana ny lanonana.

Marihina fa ny tetikasan'ny Fikambanana amin'ity taona ity - izay eo ambany fiadidian'ny Istituto di Parassitologia dell'Università degli Studi di Roma, la Sapienza - dia ny hiady amin'ny bilarziozy any Amboasary atsimo ka ny fandraisana anjaran'ny tsirairay amin'ny tapakila iray dia mahavonjy zaza 30 anatin'ireo olona 80.000 sahanin'ny tetikasa. Koa manentana antsika rehetra ary !

Izay mila fanazavana fanampiny sy hividy tapakila dia afaka miantso na manoratra mivantana amin'i :

Andry Rakotomavo :

andry@tetezanaonlus.org 

tel : 347-1432921

Takelaka