You are here

Vaovao

Vaovao mahafaly ho an'ny Fiangonana katolika malagasy ny hananganana ho Olontsambatra amin'ny alahady 7 jiona izao an'i Frera Raphaël-Louis Rafiringa.

Mandritra ny fetin'ny Trinite Masina, ny alahady 7 jiona 2009, no hanaovana ny lamesa fanandratana ho olontsambatra an'i Raphaël-Louis Rafiringa ao Antananarivo.

Izany fanandratana izany, izay navoakan'ny Papa Benoà XVI, dia hotarihan'i Mgr. Angelo Amato, miandraikitra manokana momba ny raharahan'ny fanandratana olomasina ao Vatican.

Nofidiana manokana ny alahadin'ny Trinite Masina satria manana lanja lehibe eo amin'ny fiainan'ny fikambanana Lasalianina izany.

Hotontosaina amin'ny tontolo andron'ny alahady 17 mey izao ny fankalazana ny Festa del Popolo izay handraisantsika malagasy anjara efa telo taona nifanesy izay.

Ny fikambanan-drelijiozy "Oblati di Maria Immacolata" dia manasa antsika amin'ny asabotsy 9 mai 2009 amin'ny 4 ora tolakandro eny amin'ny via Aurelia 290.

Amin'ny fiderana sy fisaorana an'Andriamanitra, no hanasan'ny Fikambanana "Missionari Oblati di Maria Immacolata" antsika am-pitiavana hanotrona ny fanosorana ho Diakra an'i :

Gulshan BARKAT, O.M.I. (Pakistan)
Damian CIMPOESU, O.M.I. (Romania)
David MUÑOZ, O.M.I. (U.S.A.)
Pius POHDUENG, O.M.I. (Bangladesh)
Elysé Nomenjanahary RAHARINIRINA, O.M.I. (Madagascar)
Jean Rossina RAKOTOMALALA, O.M.I. (Madagascar)

Lewis Chilembwe SAUTI, O.M.I. (Zambia)
Emmanuel Youngten TEMSWANG, O.M.I. (Nigeria)
Yves Francky VALÈRE, O.M.I. (Haiti)

ka hametra-tànana azy ireo i S.E. Mgr. Mariano Crociata
(Segretario Generale della Conferenza Episcopale Italiana)

Asabotsy 9 mey 2009, amin'ny 4 ora tolakandro
ao amin'ny "Cappella della Casa Generalizia O.M.I."
290 Via Aurelia (Roma).

Takarivan'ny 9 mey 2009 karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus hiresahana sy hampahafantarana an'i Madagasikara ary hanohanana ny tetikasa "Mamiko" tanterahiny any Djangoa/Ambanja.

SERATA PER IL MADAGASCAR
Atao ny asabotsy 9 mey 2009 manomboka amin'ny 6 ora hariva ka hatramin'ny 10 ora alina
ao amin'ny "Casa Internazionale delle donne"
Via della Lungara, 9 (Trastevere)
 
Manasa antsika malagasy mba ho avy maro be ary hanao fitafiana malagasy na mba hitondra lambahoany ho fanehoana ny firaisankina ho an'i Madagasikara.

Per informazione e prenotazione:

 348 5446152 - 334 3910902- info@tetezanaonlus.org 

Takelaka