You are here

Festa del Popolo eny amin'ny Piazza San Giovanni.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 11/05/2009 - 00:13

Hotontosaina amin'ny tontolo andron'ny alahady 17 mey izao ny fankalazana ny Festa del Popolo izay handraisantsika malagasy anjara efa telo taona nifanesy izay.