You are here

Takariva atokana ho an'i Madagasikara.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 28/04/2009 - 05:55

Takarivan'ny 9 mey 2009 karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus hiresahana sy hampahafantarana an'i Madagasikara ary hanohanana ny tetikasa "Mamiko" tanterahiny any Djangoa/Ambanja.

SERATA PER IL MADAGASCAR
Atao ny asabotsy 9 mey 2009 manomboka amin'ny 6 ora hariva ka hatramin'ny 10 ora alina
ao amin'ny "Casa Internazionale delle donne"
Via della Lungara, 9 (Trastevere)
 
Manasa antsika malagasy mba ho avy maro be ary hanao fitafiana malagasy na mba hitondra lambahoany ho fanehoana ny firaisankina ho an'i Madagasikara.

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Per informazione e prenotazione:

 348 5446152 - 334 3910902- info@tetezanaonlus.org