You are here

Vaovao

Ho fisaorana ny Tompo amin'ny fanandratana an' i Frera Raphaël Rafiringa ho Olontsambatra dia hisy sorona masina lehibe amin'ny 14 jiona 2009 izay hanasana antsika Malagasy rehetra eto Italia.

Amin'ny alahadin'ny Trinite Masina, ny 7 jiona 2009 no hasandratra ho Olontsambatra any Madagasikara i Frera Louis Raphaël Rafiringa.

Ho antsika eto Italia kosa dia hisy Sorona Masina lehibe ho fankalazana izany eto Roma ny alahady 14 jiona 2009 ka hanasana ny Malagasy rehetra tsy ankanavanaka : pretra, relijiozy lahy sy vavy, laika isan-tsokajiny sy ireo tapaka sy namana hafa antokom-pinoana, na avy eto Roma na avy any ivelany.

Satria ilaina fantatra mialoha ny isan'ny olona ho avy hanomanana ny fiaraha-misakafo aorian'ny lamesa koa iangaviana isika noho izany mba hisoratra anarana :

  • na any amin'ny Ray am-panahy mpiandraikitra ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo, RP Rabenirina Joseph benirinaph@yahoo.fr  

  • na hameno ity takelaka natokana ho an'izany ity : tsindrio eto

Toa izao ny fandaharam-potoana nampitain'i Frera Rodolfo Meoli mikarakara manokana ity andro lehibe ity :

15.00 : fahatongavantsika Malagasy avy ao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo sy ireo rehetra te-hijery ny fampisehoana mivelatra momba an'i Frera Rafiringa. Ny lamesa sy ny fampisehoana mivelatra dia hatao ao amin'ny Fikambanan'ny "Frères des Ecoles Chrétiennes", Via Aurelia 476 - Roma.

18.00 : Sorona Masina lehibe hotarihin'i S.E Mgr Angelo Amato, Préfet de la Congrégation pour les Causes des Saints, hotronin'i S.E Mgr Francisco Blasco Collaço sy S.E Mgr Agostino Marchetto izay samy efa Nonces Apostoliques tany Madagasikara.

Manantena ny fahatongavantsika maro amin'izany andro lehibe izany.

Dia araraotina ihany ny mampafantatra ireo izay mbola tsy nahare fa efa misokatra ny vohikala natokana ho an'i Frera Louis Raphaël Rafiringa amin'izao fahasoavana lehibe izao : www.rafiringa.net

Ny Fikambanandr'i Masera "Servantes de la Visitation" dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka aminy mandritra ny voady mandrakizay ataon'ny masera malagasy roa ny sabotsy 30 Mai amin'ny 10 ora maraina.

Fanasana

Ny Fikambanandr'i Masera "Servantes de la Visitation" dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka amin'izy ireo ny sabotsy 30 Mai amin'ny 10 ora maraina, mandritra ny sorona masina izay hanaovan'i :

     Sr Veronique Ravololoniaina

     Sr.Leontine M. Rasoanavalona

ny voady mandrakizay ao amin'ny via S. Maria della Visitazione 35, eny Santa Marinella.

Hafaliana lehibe ho azy ireo ny fahatongavantsika maro.

Ancelle della visitazione  via S Maria della Visitazione 35

00058 Santa Marinella  Roma

tel 0766510557

Vaovao mahafaly ho an'ny Fiangonana katolika malagasy ny hananganana ho Olontsambatra amin'ny alahady 7 jiona izao an'i Frera Raphaël-Louis Rafiringa.

Mandritra ny fetin'ny Trinite Masina, ny alahady 7 jiona 2009, no hanaovana ny lamesa fanandratana ho olontsambatra an'i Raphaël-Louis Rafiringa ao Antananarivo.

Izany fanandratana izany, izay navoakan'ny Papa Benoà XVI, dia hotarihan'i Mgr. Angelo Amato, miandraikitra manokana momba ny raharahan'ny fanandratana olomasina ao Vatican.

Nofidiana manokana ny alahadin'ny Trinite Masina satria manana lanja lehibe eo amin'ny fiainan'ny fikambanana Lasalianina izany.

Takelaka