You are here

Vaovao

Niara-niombom-bavaka sy niombon-kafaliana ireo Malagasy sy ireo kristiana maro ny alahady 14 jiona lasa teo izay nankalazana teto Roma ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Louis Rafiringa.

"♫ ♫...

Amin-karavoana no hanolorana azy

Amin-karavoana tokoa tokoa no hanandratana azy

Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana

Amin-kafaliana sy fitsikiana manolotra azy...♫ ♫"

Izany no nanakoako tao amin'ny lasapelin'ny Fikambanan-drelijiozy Lasaliana eny amin'ny via Aurelia eto Roma tamin'ny tolakandron'ny alahady 14 jiona teo raha nankalaza ny nanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Louis Raphael Rafiringa ny Malagasy teto Roma niaraka tamin'ireo relijiozy tompon-trano sy ireo kristiana maro tonga nanotrona, niombom-bavaka sy niombon-kafaliana.

Nisy ny fampisehoana an-tsary ny fizotran'ireo andro nialoha sy nandritra ny fanandratana azy ho Olontsambatra teny Antsonjombe, Antananarivo, ny alahady 7 jiona lasa teo, sy ireo sary mitantara fohifohy ny tantaram-piainan'ny lehilahy.

Nisokatra ho an'ny besinimaro ihany koa ny tranom-bakoka mitahiry ny tantaran'ny Fikambanana lasaliana ary nisokatra ka nosoniavina tao ny Boky Volamena natokana ho an'ity andro lehibe ho an'ny Fikambanana naorin'i Masindahy Jean Baptiste de la Salle ity.

Teo ihany koa ny Antsam-panahy fohy nataon'ny tanoran'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo nialoha ny Sorona masina lehibe notarihin'ny Eveka Préfet de la Congrégation des Causes des Saints, i Mgr Angelo Amato, notronin'ny eveka roa izay efa niantsoroka ny adidy maha-solontenan' ny Ray Masina azy ireo tany Madagasikara taona maromaro lasa izay, dia i Mgr Francesco Blasco sy i Mgr Agostino Marchetto, ary ireo pretra malagasy sy vahiny maro. I Frera Rodolfo Meoli, Postulateur Général, no nanokatra ny fotoana ka nilaza fohifohy ny momba an'i Frera Rafiringa sy ny anjara toerany eo amin'ny fiangonana malagasy sy ny Fikambanana lasaliana.

Nanotrona izany fotoan-dehibe izany koa ny Lehiben'ny Masoivoho malagasy miasa eto Italie, andriamatoa Jean-Pierre Razafy Andriamihaingo sy ireo mpiara-miasa aminy vitsivitsy, ireo Mpikambana 11 ao amin'ny Conseil Général de la Congrégation des Frères des Ecoles Chrétiennes, ireo  fikambanan-drelijiozy lahy sy vavy isan-tsokajiny ary lahika maro, indrindra ireo Malagasy tsy ankanavaka monina eto Roma sy ny manodidina, ary tsy hadino ny solontena iray avy amin'ny UMCR, fikambanan'ny Malagasy katolika ao Rouen sady miandraikitra ny fampitana vaovao amin'ireo vohikala malagasy maromaro.

Sakafom-pianakaviana no namaranana iny fotoana iny, izay tena feno sy nafonja tokoa. Afaka mirehareha isika Malagasy manana Olontsambatra sady Olomangam-pirenena ; ary ny Eglizy dia mbola mangataka vavaka hatrany amintsika eo am-piandrasana ny hanandratana ho Olomasina an'i Victoire Rasoamanarivo.

Misaotra sy mankasitraka hatrany amin'ny izay rehetra efa vita sy mbola hiarahana manao.

(Ny sary dia efa azo jerena ATO ary ho avy tsy ho ela ny horonana)

Teny amin'ny "piazza San Giovanni in Laterano" indray no nifamotoana omaly alahady 17 mey ny mpianakavy avy amin'ny vazantany efatra nandritra ny fankalazana ny "Festa dei Popoli 2009".

Teny amin'ny "piazza San Giovanni in Laterano" indray no nifamotoana omaly alahady 17 mey ny mpianakavy avy amin'ny vazantany efatra, niara-nivavaka tao amin'ny Bazilika, niara-nikorana, nitotorebika, nisakafo nandritra ny fankalazana ny andiany faha-18 amin'ny "Festa dei Popoli", izay nokarakarain'ny fikambanan'ny misionera "Scalabriniani" eto Roma. Ny lohahevitra tamin'ity taona ity dia "Roma con altri occhi" : Ny Tanàna sy ny Fiangonan'i Roma mahay mankafy ny zava-baovao, mahay mijery sy mifampizara ny tanjona kendreny eo amin'ny hahatsara hatrany ny ho avin'ny taranaka, mahatsiaro tena ho tompon'andraikitra eo amin'ny fiaraha-moniny avy.

Nafana ny andro nibaliahan'ny masoandro, endrika mirana no nifanatsafan'ireo teratany isan-karazany sy ireo Romana sy Italiana tompon-tany nihaona tao, nifampizarana traikefa, nifanomezana soso-kevitra, nifampiresahana ny fiainana andavan'andro amin'ny maha-samy mpihavy nefa mponina ihany koa eto Roma, nifampizarana ihany koa ny kolotsaina teo amin'ny lafiny dihy, fitafy, sakafo mampiavaka ny tsirairay.

Ny Lehiben'ny tanànan'i Roma moa dia nandefa ny Mpanolotsainy manokana, On. Rocca hisolo tena azy, izay nanantitrantitra ny fahavononan'ny Tanànan'i Roma hifampidinika hatrany, hihaino ny hevitry ny tsirairay ary hiaraha-miasa mba hamahana izay olana mety hitranga sy hampirindra ny fiarahamonintsika mpihavy sy zareo tompon-tany.

Ankoatra ny fampirantiana tamin'ny asa-tànana malagasy dia isan'ny nampiseho ny dihintsika tao koa izy efatra mirahavavy : Tsiry, Laliva, Malala ary Lolita izay isaorana eram-po eran-tsaina tsy nampitsanga-menatra fa tena nitondra avo ny faneva malagasy.

Dia misaotra hatrany ireo nahafoy fotoana, nahafoy vola aman-karena, tsy nitandro hasasarana nikarakara izany, tsy tamin'ny fampirantiana fotsiny ihany fa tamin'ny tohan'aina nifampizarana tao.

Misaotra ireo rehetra nanatrika sy nanafana ny teny ambony bozaka ihany koa fa raha tsy tonga nanotrona isika dia tsy ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo ihany no latsa-danja fa i Madagasikara mihintsy.

Misaotra misolo tena hatrany ny Firenentsika, misaotra manome voninahitra azy hatrany. Tsy hifampiandrasana sy tsy hifanjanana ny adidy raha tiantsika hirehareha i Madagasikara. Ary toy ny mahazatra moa dia ny adidy vita ary ny fahafinaretana azo hatrany.

Misaotra ny rehetra ary ho afaka havizanana haingana daholo anie fa mbola betsaka ny miandry.

Ny sary sy ny horonantsary dia azo jerena ato amin'ny tahirintsary.

Hisy fiarahana miala sasatra karakarain'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma izay hatao ny 16 ka hatramin'ny 22 aogositra ho avy izao any Valle d'Aosta.

Toa izao ny andinindininy :

Toerana : Valle d'Aosta

Fotoana : 16 - 22 aogositra 2009

Fiaingana : alahady 16 aogositra amin'ny 11 ora alina (garan'ny Termini). Fahatongavana any Aosta ny alatsinainy 17 aogositra amin'ny 11 ora antoandro any ho any. Tranon'ny Fikambanan-dr'i Masera no hitobiantsika amin'izany.

Fandraisan'anjara (sakafo sy trano) : 60 euro isan'olona. Samy mitondra ny lambam-pandriana (draps).

Saram-pitaterana : 35 euro (Roma-Torino) + 8 euro (Torino-Aosta) x 2 (mandroso-miverina). Raha maromaro isika no handeha dia mety hisy fihenam-bidy eo amin'ny 10% ka mety ho 40euro x 2 isan'olona. Mila manomana 20 euro isan'olona ihany koa isika hoentina mitsidika tanàna mandritra izany fotoana izany (Cogne, Courmayeur, Grand Saint Bernard...). Raha atambatra izany dia eo amin'ny 100 euro isan'olona eo ho eo ny saran'ny fitaterana.

Fisoratana anarana : alohan'ny 14 jiona 2009. Antsoy ny finday : 320-0425775 na manoràta amin'ny Ray am-panahy Patrick :  phajanirina@yahoo.fr

Misokatra ho an'ny Malagasy tsy an-kanavaka ity fialan-tsasatra ity saingy noho ny toerana voafetra dia mila misoratra anarana mialoha.

Ho fisaorana ny Tompo amin'ny fanandratana an' i Frera Raphaël Rafiringa ho Olontsambatra dia hisy sorona masina lehibe amin'ny 14 jiona 2009 izay hanasana antsika Malagasy rehetra eto Italia.

Amin'ny alahadin'ny Trinite Masina, ny 7 jiona 2009 no hasandratra ho Olontsambatra any Madagasikara i Frera Louis Raphaël Rafiringa.

Ho antsika eto Italia kosa dia hisy Sorona Masina lehibe ho fankalazana izany eto Roma ny alahady 14 jiona 2009 ka hanasana ny Malagasy rehetra tsy ankanavanaka : pretra, relijiozy lahy sy vavy, laika isan-tsokajiny sy ireo tapaka sy namana hafa antokom-pinoana, na avy eto Roma na avy any ivelany.

Satria ilaina fantatra mialoha ny isan'ny olona ho avy hanomanana ny fiaraha-misakafo aorian'ny lamesa koa iangaviana isika noho izany mba hisoratra anarana :

  • na any amin'ny Ray am-panahy mpiandraikitra ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo, RP Rabenirina Joseph benirinaph@yahoo.fr  

  • na hameno ity takelaka natokana ho an'izany ity : tsindrio eto

Toa izao ny fandaharam-potoana nampitain'i Frera Rodolfo Meoli mikarakara manokana ity andro lehibe ity :

15.00 : fahatongavantsika Malagasy avy ao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo sy ireo rehetra te-hijery ny fampisehoana mivelatra momba an'i Frera Rafiringa. Ny lamesa sy ny fampisehoana mivelatra dia hatao ao amin'ny Fikambanan'ny "Frères des Ecoles Chrétiennes", Via Aurelia 476 - Roma.

18.00 : Sorona Masina lehibe hotarihin'i S.E Mgr Angelo Amato, Préfet de la Congrégation pour les Causes des Saints, hotronin'i S.E Mgr Francisco Blasco Collaço sy S.E Mgr Agostino Marchetto izay samy efa Nonces Apostoliques tany Madagasikara.

Manantena ny fahatongavantsika maro amin'izany andro lehibe izany.

Dia araraotina ihany ny mampafantatra ireo izay mbola tsy nahare fa efa misokatra ny vohikala natokana ho an'i Frera Louis Raphaël Rafiringa amin'izao fahasoavana lehibe izao : www.rafiringa.net

Takelaka