You are here

Vaovao

Ny Fikambanana Gialuma Onlus dia mikarakara Carnaval izay hanasana antsika rehetra ny 21 febroary 2009 amin'ny 8 ora sy sasany alina eny Ariccia, Palazzo Chigi (Sala Maestra).

Ny Fikambanana Gialuma Onlus, izay manao asa soa amin'ny sehatry ny fitsaboana any Madagasikara (Tanjombato, Faradofay, Mahajanga) dia mikarakara Carnaval izay hanasana antsika rehetra ny alin'ny 21 febroary 2009 hanomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina eny Ariccia, Palazzo Chigi (Sala Maestra).

50 euro isam-batan'olona ny vidim-pidirana ary inoan' izy ireo ny fahafaham-pon'ny tsirairay amin'ny sakafo sy ny hira mivantana hanafanana ny lanonana.

Marihina fa ny tetikasan'ny Fikambanana amin'ity taona ity - izay eo ambany fiadidian'ny Istituto di Parassitologia dell'Università degli Studi di Roma, la Sapienza - dia ny hiady amin'ny bilarziozy any Amboasary atsimo ka ny fandraisana anjaran'ny tsirairay amin'ny tapakila iray dia mahavonjy zaza 30 anatin'ireo olona 80.000 sahanin'ny tetikasa. Koa manentana antsika rehetra ary !

Izay mila fanazavana fanampiny sy hividy tapakila dia afaka miantso na manoratra mivantana amin'i :

Andry Rakotomavo :

andry@tetezanaonlus.org 

tel : 347-1432921

Ao amin'ny Circulaire-n'dry Frères des Ecoles Chrétiennes moa dia milaza ny Frera Jeneraly fa hatao any Madagasikara ny fananganana ho Olontsambatra an'i Frera Raphael Louis Rafiringa

Ho antsika rehetra izay namaky ny kabarin'ny Ray masina raha nandray an'andriamatoa Rajaonarivony Narisoa, lehiben'ny masoivohontsika eo anivon'ny Vatikana izy tamin'ny 18 desambra 2008, dia mahatsiaro ny filazany fa "tsaroany manokana ny olon-tsambatra Victoire Rasoamanarivo izy sy i Frera Louis Raphael Rafiringa izay efa mihamandroso miadana ny fikarakarana ny hananganana azy ireo ho olo-masina sy olon-tsambatra" (Jereo ato).

Koa indro ary ny hafatra nampitain'ny Ray am-panahy miahy ny Paroasy katolika eto Roma:

Indro kosa ny vaovao farany avy any Vatican, tsara ho fantatra, ary mazava ho azy fa mila miomana dieny izao isika, na dia mbola tsy fantatra aza ny daty.

Ao amin'ny Circulaire-n'dry Frères des Ecoles Chrétiennes moa dia milaza ny Frera Jeneraly fa hatao any Madagasikara ny fananganana ho Olon-tsambatra an'i Frera Raphael Louis Rafiringa,
na dia mbola tsy voafaritra mazava aza ny daty, fa mbola ho faritan'ny Vatican.

Manainga antsika Maintimolalin'ny FEC koa ny amin'io fiomanana io mba samy handray anjara mavitrika ny rehetra!

P. Benirina, sj

Ny loharanom-baovao : zenit.org

Anio 18 desambra 2008 no nanolotra tamin'ny Ray Masina Benoà XVI ny taratasy manendry azy ho ambasadaoro malagasy eo anivon'ny Vatican andriamatoa Rajaonarivony Narisoa.

Anio 18 desambra 2008 tamin'ny 11 ora maraina no nanolotra tamin'ny Ray Masina Benoà XVI ny taratasy manendry azy ho ambasadaoro malagasy eo anivon'ny Vatican andriamatoa Rajaonarivony Narisoa, lehiben'ny masoivohontsika ao Frantsa.

Isan'ny nambaran'andriamatoa Rajaonarivony tamin'izany fa ny fitondrana malagasy dia miorina amin'ny Finoana an' Andriamanitra indrindra indrindra, ny Fihavanana, ny Fahamarinana, ary ny MAP dia mikendry ny hananana toe-karena mafy fototra sy miroborobo mba hampihena ny fahantrana. Mifampiankina, hoy izy, ny firenena rehetra eran-tany, ary hita taratra izany amin'izao fotoan-tsarotra lalovana izao, ka tsy tokony hamela irery ny tany mahantra ireo tany manan-karena.

Namaranany ny teniny dia ny fahavononany hanamafy ny fiaraha-miasa efa misy eo amin'ny Vatican sy Madagasikara.

Ny Ray Masina kosa raha nandray ny fitenenana dia nanome toky fa tsy manadino sy mitondra am-bavaka hatrany ny vahoaka malagasy, indrindra fa nitondra faisana tokoa i Madagasikara  tamin'ity taona ity vokatry ny loza voajanahary. Tsara tokoa noho izany, hoy izy, ny nanolorana tamin'ny tetikasa Akamasoa ny mari-pankasitrahana "Van Thuan 2008, Firaisan-kina sy Fampandrosoana" tamin'ny 13 desambra lasa teo nandritra ny fankalazana ny faha-enimpolo taona nanambaràna ny Zon'olombelona.

Nampitainy tamin'andriamatoa ambasadaoro koa ny fiarahabany ny fianakaviamben'ny Fiangonana katolika malagasy izay mandray anjara lehibe tokoa amin'ny fampandrosoana ny firenena araka ny teniny . Notsarovany manokana tamin'izany ny Olon-tsambatra Victoire Rasoamanarivo sy Frera Raphael Rafiringa izay efa mandroso miadana ny fikarakarana ny hahanganana azy ho Olomasina sy Olon-tsambatra.

Teo am-pamaranana dia norariany tokoa ny hahatontosan'andriamatoa ambasadaoro ny adidy masina napetraka taminy ary nanome toky izy, sy ireo mpiara-miasa aminy, fa hanao izay hampirindra tsara sy hahalalim-paka ny fifandraisana efa misy eo amin'ny firenena roa tonta.

Ato amin'ny tahirin-kevitra no hahitanao ny lahateniy nataon'Andriamatoa Rajaonarivony

Ato kosa no hahitana ny lahatenin'ny Ray Masina.

Takelaka