You are here

Vaovao

Izahay mirahalahy Fr. Rossina sy Elysé dia maneho etoana ny fisaorana mitafotafo aminareo kristiana tsy vaky volo ao amin'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, sy ianareo Malagasy

Izahay mirahalahy Fr. Rossina sy Elysé dia maneho etoana ny fisaorana mitafotafo aminareo kristiana tsy vaky volo ao amin'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, sy ianareo Malagasy havana sy tapaka izay tonga tsy nahalavi-tany noho ny fitiavana: tonga nidodododo nanotrona anay mirahalahy androany izay nanoloranay tena mandrakizay ho azy Tompo.

Misaotra tam vavaka nataonareo fa nihatra tamin'ny fiainanay tokoa. Hivavaka ho anareo koa izahay na dia mbola lavitra aza ny dianay. Misaotra mankasitraka mankatelina.

Fr.Rossina sy Fr.Elysé OMI

Ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée dia faly manasa antsika Kristiana Malagasy eto Roma mba hanotrona sy hiara-himbom-bavaka amin’ny fanoloran-tena mandrakizay ataon'ireo rahalahiny

1.      Francky Valère, Haiti
2.      David Muñoz, Porto Rico/USA
3.      Pius Poudhueng, Bangladesh
4.        Elysé Raharinirina, Madagascar
5.        Rossina Jean Rakotomalala, Madagascar

6.      Sauti Lewis, Zambia
7.      Emmanuel Youngthen, Nigeria
8.      Gulshan Barkat, Pakistan,

Izany dia ho tontosaina mandritra ny Sorona Masina ao @ Cappella della Casa Generallizia, Via Aurelia 290 Roma ny Talata 6 Janoary 2009, amin’ny ora 11:00.

Dans le cadre du 60ème anniversaire de la Déclaration Universelle du Droit de l'Homme le 13 décembre, le père Pedro Opeka a reçu le prix "Cardinal Van Thuan 2008, Solidarité et Développement" pour son projet Akamasoa.

C'était le 13 décembre dernier, dans le cadre du 60ème anniversaire de la Déclaration Universelle du Droit de l'Homme célébré au Vatican que le père Pedro Opeka a reçu des mains de S.E Card. Tarcision Bertone, secrétaire d'Etat auprès du Vatican, le prix "Cardinal Van Thuan 2008, Solidaritè et Développement" pour son projet Akamasoa à Andralanitra Antananarivo, un projet qu'il a fondé il y a 20 ans déjà et qui vise à donner une vie digne à des milliers de famille sans toit.

Le lendemain, le père Pedro a tenu une conférence organisée par l'Association "Amici di Padre Pedro" pendant laquelle il a parlé de Akamasoa et de leurs futurs projets.

Les photos sont en-ligne ici.

Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista dia faly manasa antsika hanotrona ny fanoloran-tena hataon'i Masera Nirinarisoa Zaranaina Rachele Marie Nina.

Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista eto Roma dia faly manasa antsika hiombom-bavaka sy hanotrona ny fanoloran-tena hataon'i :

Masera Nirinarisoa Zaranaina Rachele Marie Nina

ao amin'ny chapelle de la Maison Provinciale - via Casale San Pio, 1 - amin'ny alahady 11 janoary 2009 amin'ny 5 ora hariva.

Aorian'ny sorona masina dia hisy fiarahana miala-hetaheta.

Misaotra indrindra.

Takelaka