You are here

Vaovao

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotray relijiozy ao amin'ny Fikambanan'i Masindahy Joany Batista ho antsika rehetra.

Koa hafaliana lehibe ho an'i masera Nirinarisoa Zaranaina Marie Nina  rahavavinay ny misaotra sy mankatelina anareo havana aman-tsakaiza rehetra izay tonga nanotrona sy niombom-bavaka taminy nandritra ny Sorona Masina.

Tsy ho voavalinay Masera ny soa nataonareo, fa Andriamanitra no hamaly soa anareo rehetra, ary ny vavaka no am-panatenainy ho antsika rehetra.

Misaotra betsaka.

Nandritra ny fankalazana ny faha-60 taonan'ny Fanambaràna ny Zon'Olombelona teny amin'ny Vatican no nandraisan'i mompera Pedro ny mari-pankasitrahana "Cardinal Van Thuan 2008, Solidarité et Développement".

Nandritra ny fankalazana ny faha-enimpolo taonan'ny Fanambaràna ny Zon'Olombelona, tamin'ny alarobia 10 desambra teo, teny amin'ny Vatican no nandraisan'i mompera Pedro Pablo Opeka ny mari-pankasitrahana "Cardinal Van Thuan 2008, Solidarité et Développement" noho ny ezaka vitany tamin'ny tetikasa Akamasoa efa roapolo taona izao, izay misahana indrindra ny fanomezana fiainana vanona sy mendrika ireo fianakaviana an'arivony maro niangaran'ny vintana teny amin'ny tobin'Andralanitra.

Nialoha ny fanolorana ny mari-pankasitrahana dia nisy ny famelaberan-kevitra nataon'ny Mpitan-tsoram-panjakana ao amin'ny Vatican, S.E Card. Tarcisio Bertone, sy andriamatoa Juan Somavia, Mpiandraikitra Ambony ao amin'ny ILO, Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Asa. Nohamafisina hatrany tamin'izany ny tokony hanajana sy hanamafisana ny zo fototra, ny tokony hiarovana hatrany ny zon'olombelona satria raha tsy tokam-po amin'io Fanambaràna tamin'ny taona 1948 io isika, hoy ireo mpandaha-teny, dia mety ho very hanjavona io Zo io, na hafa no ho fandraisana azy na mety ho lavina mihintsy aza izy.

Ny ampitso dia nisy koa ny valan-dresaka nataon'i mompera Pedro izay nokarakarain'ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro" ka tamin'izany no  nampahafantarany sy nitafatafana momba ny Toby Akamasoa ao Antananarivo.

Tsara ny mampita etoana ny hafalian'i mompera Pedro tamin'ny nahitany ireo relijiozy sy laika malagasy vitsivitsy nanotrona azy nandritra izao fandalovany teto Roma izao, indrindra ireo teny amin'ny Vatican. Misaotra indrindra hono e !

Ny sary vitsivitsy tamin'izany dia efa azo jerena ao amin'ny tahirintsary sy ato.

Nandritra ny fetin'ny Epifania no nanaovan'i Frera Jean Rossina Rakotomalala sy Elysé Rahanirina ny Fanolorantena mandrakizay niaraka tamin'ireo frera 6 mpiray fikambanana amin'izy ireo.

Nandritra ny fetin'ny Epifania omaly no nanaovan'i Frera Jean Rossina Rakotomalala sy i Frera Elysé Rahanirina, ao amin'ny fikambanan-drelijiozy Missionaire Oblates de Marie Immaculée, ny Fanolorantena mandrakizay niaraka tamin'ireo frera 6 mpiray fikambanana amin'izy ireo.

Tamin'ny fotoanan'ny lamesa lehibe nanaovan' izany no nanomezana azy ireo ny Mariky ny Fanolorantenany :

- ny Lakroa,

- ny Medalin'i Maria Imakolea

- ary ny Lalàna sy Didy mifehy ny Fikambanana.

Tamin'ny lamesa koa dia nohiraina tamin'ny teny malagasy ny "Masina masina".

Rehefa izany dia nisy sakafom-pianakaviana niarahana tamin'ireo havana, tapaka sy namana tonga nanotrona azy ireo. Isika Malagasy moa dia maro no tonga na ny relijiozy na ny laika, ka isaorana eram-po eran-tsaina fa mariky ny Fihavanana sarobidy amintsika Malagasy izany.
Ny tolakandro dia nisy korana niarahana ka nampahafantarana tamin'ny horontsary fohy ny mombamomba ny Fikambanana sy ny momba azy 8 miralahaly nahaefa ny voady farany ; niarahana ihany koa nitotorebika ka isan'ny nandray anjara koa isika Malagasy.

Izy mirahalahy moa dia efa nisaotra ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo sy ireo rehetra tonga tao raha nanolotra ny tsodrano ho azy ireo ny Paroasy talohan'ny nisarahana, ary mampita izany fisaorana izany amin'ireo rehetra niombom-bavaka sy niombom-pifaliana tamin'izy ireo na ny tonga na ny tsy afaka tonga tamin'izao andro lehibe tamin'izy ireo izao.

Dia mirary soa hatrany ny tsirairay amin'izao taona vaovao atrehantsika izao fa dia efa Fahasoavana sy fifaliana ary fanehoam-pitiavana izay no nanombohantsika azy.

Ny sary mirakitra izany dia efa azo jerena ato.

Araraotina ihany koa ny mampatsiahy fa amin'ny alahady 11 janoary ho avy izao dia hanao ny voady voalohany koa i masera Nirinarisoa Zaraniaina Rachele Marie Nina araka ity fanasana ity koa dia manantena antsika ho tonga maro hatrany.

Izahay mirahalahy Fr. Rossina sy Elysé dia maneho etoana ny fisaorana mitafotafo aminareo kristiana tsy vaky volo ao amin'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, sy ianareo Malagasy

Izahay mirahalahy Fr. Rossina sy Elysé dia maneho etoana ny fisaorana mitafotafo aminareo kristiana tsy vaky volo ao amin'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, sy ianareo Malagasy havana sy tapaka izay tonga tsy nahalavi-tany noho ny fitiavana: tonga nidodododo nanotrona anay mirahalahy androany izay nanoloranay tena mandrakizay ho azy Tompo.

Misaotra tam vavaka nataonareo fa nihatra tamin'ny fiainanay tokoa. Hivavaka ho anareo koa izahay na dia mbola lavitra aza ny dianay. Misaotra mankasitraka mankatelina.

Fr.Rossina sy Fr.Elysé OMI

Takelaka