You are here

Vaovao

Sokajim-pianarana samihafa ho an'ny daholobe, tsisy fetran-taona, atolotry ny Centro Italiana di Solidarietà : via Ambrosini 129.

Sokajim-pianarana samihafa ho an'ny daholobe, tsisy fetran-taona, atolotry ny Centro Italiana di Solidarietà : via Ambrosini 129

- Internet-point: Cyber Tutor
- Corso di Inglese di I° livello
- Corso base di Italiano per stranieri
- Corso di Teatro per aspiranti attori
- Laboratorio di Teatro e di Improvvisazione Teatrale
- Compagnia Teatrale "Epica"
- Incontri di Biodanza
- Laboratorio di Creatività e Scrittura Autobiografica
- Gruppo Interculturale
- Lezioni di Alfabetizzazione Informatica (su prenotazione)
- Lezioni di Matematica
- Corso base di Spagnolo
- Corso base di Arabo
- Corso di Capoeira
- Corso di Pittura
  ecc. ecc.

Ny fanazavana dia azonao jerena ao amin'ny pejy amin'ny teny italiana na angatahana mivantana ao amin'ny:

06/59606526 - 06/54195244 (Servizio Tutor)
e-mail: tutor@ceis.it

Ny fisoratana anarana dia alefa mailaka amin'ny: tutor@ceis.it  ka lazaina mazava tsara amin'izany ny :

- Fianarana nosafidiana
- Anarana sy fanampiny
- Nomerao an-trano azo antsoina
- Nomerao finday
- Adiresy mailaka 

Anatin’ny fanatanterahana ny MAP, dia voninahitra ho an’ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Madagasikara ao Alemaina ny manasa ny Malagasy monina ao sy amin'ny firenena manodidina hanatrika fihaonana amin'ny 10 sy 11 oktobra 2008.

Ao anatin’ny fanatanterahana ny Madagasikara Amperin’asa (MAP), dia voninahitra sy fifaliana ho an’ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Madagasikara ao Alemaina ny manasa ny Malagasy monina ao sy amin'ireo firenena manodidina (Scandinavie, Autriche, Belgique, Luxembourg, Hollande, France, Italie, sns) hanatrika ny fihaonana karakarainy miaraka amin’ny Wittenberg Center for Global Ethics, izay hatao ao Lutherstadt Wittenberg ny Zoma 10 sy Asabotsy 11 Oktobra 2008 ho avy izao.

Ny fihaonana dia haompana amin’izay ho anjara birikin’ny Malagasy am-pielezana amin’ny Fampandrosoana ny tanindrazana iombonana. 

Ity fihaonana ity dia iarahantsika amin’ny:
  - ireo teratany am-pielezana avy amin’ny firenen-kafa izay nanao toy izany ho an’ny fireneny avy (Afrika, Azia);

  - sehatr’asa alemana manampy ireo teratany mody any amin’ny fireneny;
  - solontenan’ireo orinasa lehibe any Madagasikara mitady mpiasa Malagasy avy aty an-dafy.

Araka izany dia hisy vahiny avy any Madagasikara handray anjara amin’ny fihaonana.

Ny teny ampiasaina dia ny teny Anglisy, Alemana ary

Malagasy. 

Ny fisoratana anarana sy ny andinindinin’ny Fihaonana dia ho hitanao eo amin’ny tranonkalan'ny "Masoivoho  malagasy ao Alemana", na azonao anontaniana ao amin’ny Masoivohon’i Madagasikara, eto Berlin, tel: 49 33 22 23 14 0
e-mail:

info@botschaft-madagaskar.de

This e-mail address is being protected from spam bots, you need JavaScript enabled to view it

Dia misaotra anao mialoha ary mametraka ny mandrapihaona vetivety.

Ny Masoivohon'i Madagasikara

Ny taona pastoraly 2008-2009 dia santarina amin'ny lamesa amin'ny alahady 14 septambra 2008 amin'ny 10 ora sy sasany maraina ao amin'ny via del seminario 120.

Ampatsiahivina isika rehetra fa hanomboka amin'ity volana septambra ity ny taona pastoraly 2008-2009 ao amin'ny paroasy katolika "Victoire Rasoamanarivo" eto Roma, ka izany dia santarina amin'ny lamesa amin'ny alahady 14 septambra 2008 amin'ny 10 ora sy sasany maraina (iangaviana ho tonga amin'ny 10 amin'ny fandaminana sy fiomankomanana amin'ny hira) ao amin'ny foiben'ny paroasy, Chapelle San Macuto, via del seminario 120.

Hotsarovana amin'io alahady io ihany koa ny taona voalohany nandaozan'i Mompera Paul Louis Rafanomezantsoa antsika ka entanina daholo hiara-hivavaka ho azy amin'io andro io.

Misaotra tompoko.

Takelaka